petrole ahn

1. ari.malala ( 05/02/2008 13:41)
manahoana daolo, inona kay ny vertu an'io petrole ahn io e! misy miteny hoe manala angadrano, atao oty ny lotion de manalava volo no mampalefaka volo, marina ve izany? aiza no mety ahitana azy? d manahoana ny vidiny? Aaty MAdagasikara otran'ny tsy misy...
novalian'i mansoor ny 06/03/2008 18:47
2. ikaretsaka ( 05/02/2008 14:36)
manala angadrano alohano fantatro e
fa mila fahavarana.
amin'ny shampoo neutrogena T gel
3. fahamarinana ( 05/02/2008 14:38)
:arrow: jereo any am centre commercial,genre géant score ireny fa misy kah,tany dago lany ny champ_ko dia nividy fa tsy zakan'ny tsena fa lafo amin'ilay ariary koa moa.Ny vertu_ny aloha dia tsy arako fa efa iny moa no fampiasa dia izay.Ary ny produits gasy ve akia tsy manao,genre homeopharma?(l)
4. fahamarinana ( 05/02/2008 14:53)
:arrow:champ ve aloha sa ilay produit spécial fanalàna angandrano no tadiavindry , na aty aza somary lafo koa anie fa ny efficacité_ny no tsy haiko,araka io voalazan'ny ika io hoe mila fahavarana :wink:(l)
5. penina ( 05/02/2008 19:50)
io petrole io izany dia izao no fiasany

alaina aloha ny petrole an
dia araraka amin'ny volo
dia avy eo tselafana

fa afaka manaraka ny hodi-doha daholo izay tiana esorina rehetra. :°)

[size=10px]Ny petrole ahn dia tsy natao ho an'ny bevohoka na ny zazakely[/size]
6. ikaretsaka ( 05/02/2008 23:12)
mba serieux hoa penina fa dombo rehefa maranitra loatra...lany mine eo ialay fa:-D
7. ari.malala ( 06/02/2008 05:19)
:-D:-D:-Dndao ny lohan'i penina no anaovana fanandranama e!:°):-D:-D:-D
8. fahamarinana ( 06/02/2008 13:40)
:arrow:avy eo penina mipenipenina mitady moumoute à gauche à droite ndray hanoloana ilay lasa teo sady efa lafo be zao ireny.:wink:(l)
9. sakaizakely ( 08/02/2008 08:53)
Petro l'âne hono mahafaka angadrano :-D:-D:-D:-D:-D

Alohan'ny iresahana klou dia mila fantarina ny mahatonga ny angadrano

Ny angadrano dia avy @ hoditra mihintsana, ary natioraly izany, satria manavao ny hoditra rehetrarehetra atrany antampondoha ka hatrany ampaladia ny vatana. Izay ilay atao hoe renouvellement cellulaire. Miala ny eo dia misy miforona ho vaovao foana manolo azy.

Ny angadrano dia avy @ fihintsanana diso be loatra ny hodidoha (excès de peaux mortes). Voatanan'ny volo eo izy dia tsy mihintsana, dia sempotra ny masonkoditra ary izay no mampangidihidy. Rehefa hotrorina ny mangididy dia manaraka mitsingavona tany daholo ilay hodidoha nihintsana.

Ny vahaolana mety voalohany dia ny fiborosiana volo matetika hanintsanana azy, tsara koa raha azo sasana matetika ny loha hampadio ny hodidoha, . Raha tsy manasa loha matetika manko dia miangona ao ny hatsembohana, angadrano sy ny loto nefa toy ny faritra rehetra @ vatana dia mila sasana isanandro ny loha

Rehefa manasa loha isanandro (tsy ilaina ho shampooing anti pelliculaire) kanefa mbola misy fona ny angadrano dia aleo manatona dermatology

Ny shampooing anti pelliculaire dia anarana fanaovana dokambarotra fotsiny, tsy misy mahasitrana angadrano izany raha tsy fanafody avy @ dermatology ihany

10. tslem ( 08/02/2008 21:07)
fahamarinana:

:arrow:



inona aza no tena mba dikan'io e ? raha hanokafana dinika iray dia ohatry ny mananihany be fa aleo tondé tohizako eto.
Miala tsiny fa HS an !
11. fahamarinana ( 09/02/2008 12:07)
tslem:

fahamarinana:

:arrow:



inona aza no tena mba dikan'io e ? raha hanokafana dinika iray dia ohatry ny mananihany be fa aleo tondé tohizako eto.
Miala tsiny fa HS an !



:arrow:Tsy misy dikany tslem a fa mba mahafinaritra ahy fontsiny toa ny mametraka coeur kely amin'ny farany,:lol::lol:(l)
12. kelly13 ( 18/02/2008 16:19)
:arrow:

ary inn ary no mahatonga ny angadrano e?

:arrow:
13. penina ( 18/02/2008 17:13)
hita mihitsy kelly13 hoe tsy mamaky :-D
14. kelly13 ( 18/02/2008 17:18)
hita kou :-P
15. penina ( 18/02/2008 17:49)
cf. sakaizakely :-D
16. kelly13 ( 18/02/2008 17:52)
asio compte rendu kely stp k :°)
17. penina ( 18/02/2008 17:58)
2 no henoko

1- cf. petite amie
2- harazana olatra (champignon)
18. sakaizakely ( 19/02/2008 12:06)
kelly> :-D ahatsiarovako ranga mpamaky Titeuf zay, tsy mamaky afatsy BD satria fohy kely ny fehezanteny, de tsy mety mamaky boky raha vao tsisy sary, na raha lavalava frazy

p6> ;-):-P
19. kelly13 ( 19/02/2008 19:18)
sakaizakely> mba asio kisarisary ankia @ manaraka s mazoto b za mamaky a :wink:

penina>inn zany harazana olatra? rasoir champignon v? :wink::°)
20. penina ( 19/02/2008 19:51)
diso tsipelina
champion no saika nosoratako
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2866