Fa "nationalisme"ahoana no lazainao Ra-badboy sy "zamanoro"?

1. Jeankely ( 04/02/2008 05:02)
Mitomany ho vazaha ary rehefa tsy mahay miteny Frantsay dia tsy izy hoy ianareo. Mitokona ao Frantsa ary mitaona ny sasany ho any mba ahita ity hoe fandrosoana. Mifanohitra amin'izay tampoka fa misakana ny vahiny tsy handraharaha any Madagasikara. Fa inona no dikan'izany hoe "Technology transfer, spillover sns..." aminareo? Fa adalana ahoana ny mampiditra ny vahiny ary ahoana no midongy antanin'olona ianareo? Nationalism inona no tsy mitady ny hivoaran'ny fireneny fa hijanona amin'ny fomba fiasa tsisy fivoarana? Rehefa afaka ahavita ny asa na avy aiza na avy aiza dia avela hiasa. Rehefa ratsy ny vazaha fa maninona no atao vadivadian'ny vazaha ny anabavinao?
novalian'i Jeankely ny 04/02/2008 13:07
2. penguin ( 04/02/2008 05:05)
Ny miazakazaka mianatra any andafy ary mitady vazaha ho vadin'ny havany no tena voninahiny nefa. Mba misaina marina fa toa mifandaka ilay resaka.
3. fetrakens ( 04/02/2008 07:09)
So de mba tsy manam-bola andehanana any Frantsa kosa aza ny sasany e!
4. Jeankely ( 04/02/2008 08:01)
Mifandray ve ny resaka sa raha tsy manambola hankanesana any Frantsa dia tsy tokony hisy vahiny hiasa any Madagasikara? Velaro kokoa tompoko.
5. badboy ( 04/02/2008 08:47)
F'anga lasa misy lanjany njay ny dikan'ny teny akiray???8O8O8O

Tena hita mintsy oe blalalala fotsiny. Tsisy hevitra mizohy sy mifanaraka fa matetika miteniteny foana. Ary "patriotisme" no nolazaiko izany hoe FITIAVANTANINDRAZANA fa tsy "nationalisme" izay midika hoe NY TANINDRAZANAY NO MILAY SY MATANJAKA KA TSY MILA NY HAFA. Mba miezaka fa tssssssssssss.
Mba sokafy ny saina tery na "open your mind" (ataoko @ teny anglisy sao tsy mazava ra vao frantsay)!!!!
:twisted::twisted::twisted::twisted:
6. Jeankely ( 04/02/2008 09:20)
Fa iza no milaza aminao fa ny rehefa vahiny dia Frantsay. Tsy miandrandra izay Frantsay efa niarahana taona maro mihintsy izahay fa mbola marobe ny vahiny zahavina hitondra ny fahizamanaony. Tsy takatry ny sainao badboy izany fa lasa alavaitra tsy mahita afatsy i Frantsa dadatoa angaha?
7. badboy ( 04/02/2008 11:26)
mialona njay fa tsy tafa frantsa a!!!:twisted::twisted::twisted:
8. Jeankely ( 04/02/2008 13:07)
Na tsatohany antsy aza ny afaranao vao mainka lelafo ihany=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3984