resaka tsisy dikany
21. simplex
(
01/02/2008 18:06)
:D:D:D
in ary ny zavatra tsy misy mahatsikaritra firy @ ankapobeny @ olona iray ra mifanena na hoe miresaka elabe aza izy?
30. naughtyboy
(
02/02/2008 15:10)
tess:-D:-D efa ela ko za no tsy naheno le fiteny oe arokatra:wink:
masaka ty kozy ty ka za defa anisany matihanina talo @ filaisona goavy sy paiso:-D:-D
masaka ty kozy ty ka za defa anisany matihanina talo @ filaisona goavy sy paiso:-D:-D
31. tess
(
02/02/2008 19:02)
naughtyboy: aza mambasy miosanosana eo ary fa sao mirakitra ao vao loza...marary anie e!:roll::-D
32. simplex
(
03/02/2008 09:30)
naughty: d sady mivavaka ihany hoe A/tra o enganie mba tsy ho tratra :°):-D:-D:-D
33. tess
(
03/02/2008 09:43)
:-D:-D:-Dsady mande rà mitsy kikisan'iny voniny kely madinika iny ny tyuau hivoahany indrindra fa maina be
lay faikany:-D:{
lay faikany:-D:{
34. naughtyboy
(
03/02/2008 19:59)
simplex,:-D:-Dle tratra misy karazany kah,ao le tratra ambodigoavy,ao tratra fa afaka nitsoaka ty farany ty no misy fafiny:wink:
tess mapatahotra ko zany analysis nao zany fa mbola tsy sendra kalo ka8)
tess mapatahotra ko zany analysis nao zany fa mbola tsy sendra kalo ka8)
35. naughtyboy
(
04/02/2008 17:38)
fa zao koe siansa efa mandroso ty ataonjy zalah clone ko ny goavy de tsisy voaniny tsony otrany voaloboka de mitombo ny mpilaiso goavy:°):°)
36. kelly13
(
04/02/2008 19:35)
:-D:-D:-D ra izany za tsy hinana goavy tsony ka, sady reny maniriniry fahatany
