Mba fatatrareo mou...
21. comptezo
(
02/02/2008 21:25)
sakaizakely:
efa nitsabaka tany andavantranon'ireo 95% ireo ve Msé Tongalafatra ka afaka manome io statistika io ? Sa te hatao hoe maharesy vaza =))
tsy haiko alou ze fiainanao tany antanana fa ny ahy tsy mbola adinoko le misisika bus @ de le fofona manentoento mifangaro ny maimbo vava sy maimbo helika, ny ela tsy nahita rano sy savony ; tsy fahavoretrana angamba fa tsy fidiny ny ankamaroany, nefa mampandoa ihany ny mieritreritra azy :{:{:{
aza manao hambompo diso toerana nefa avy tany @ tanin'ny trondro maina :-$:-$:-$
Tsy oe tonga lafatra ;;fa io ko ane tsy mila misava trano eh!atao ny pourcentage ny mifanerasera sy ny mba tantarain'ny olona de hita! Ny gasy ane na maimbo (vava sy elika) refa misisika anaty Bus tany ;tsy noho ny fahavouratrana ny ankamaroany fa noho ny tsy fananana eh!
Ny gasy kou ane tsy mba manana zany "chauffe eau"zany nefa mavita misasa eh!nefa ny vaza ary manana nefa....
Na masiso aza ny gasy aleo gasy iany .
23. fafa75
(
02/02/2008 21:53)
Misy gasy miseho ngetroka fa maimbo helika e!Na dia misolo aza ny akanjo dia tavela lé fofona. Misy voretra no mahatonga ny fofony fa misy avy @ hatsembohany mihitsy no misy zvtra tsy miady fa tsy sitrapony ka na mandany rano ray barika aza miverina foana.(anontanio dokotera raha tsy mbola fantatrao ny mahatonga io hatsembohana masiso io). Vao miserana dia ohatry ny fofona jaboady mihitsy.
24. Papoose
(
03/02/2008 00:23)
mahalatsaka mintsy isaky ny misy dinika @ le hoe sao dia ian ihany aza no ian:-D:-D
26. Ratoa
(
29/03/2008 10:02)
tena marina fa ny vehivavy vazaha na afrikana indrindra ny musulmane dia tsy mitovy fomba fisasana (toilette intime) @ ny malagasy. Rehefa manantona Gynéco aho dia hoy izy:"oh! que vous êtes propre". Dia gaga be aho. Taty aoriana vao fantatro fa ry zareo vazaha mampiasa "poire hygiénique" (ny gasy kely mahantra tsy manana izany anefa madio) kanefa tsy madio no isika misasa amin'ny tànana. Ny silamo indray dia voafetra ny fomba fisasany. Tsy misy inoninona azo asitrika any fa sao mahazo "plaisir illicite", karazana masturbation izay tena raràn'ny fivavahana silamo.
