Maninona indray ny katolika?

21. niryna
(
01/02/2008 09:04)
rabilabila:
Fijo a!! Ka efa misy no efa lasa "vorona" ,lasa kopakopa-danitra ,ary misy ny "lasam-borona" mijery ny lanitra avy aty ambany tsinona ka!!:-D:-D ,ka vao miteny isika na mametraka fanontaniana fotsiny aza tonga dia misy mitady ny hi-balizy sahady ko!!:)
=))

22. ikaretsaka
(
01/02/2008 13:34)
"tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any fa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra" anefa hono

23. ravatorano
(
01/02/2008 14:13)
na ny mpino katolika aza tena ampian'ireo tranokala ireo kah fa tsy voatery hoe ny "liana" sy ny hafa ihany satrai amiko dia tsara ny mandalina mba hahafahana bebekokoa miady hevitra aman'olona momba ny finoanao ary mba ho mafy orina ao anatinao izany
:wink:
:wink:

24. ikaretsaka
(
01/02/2008 14:29)
ekena tanteraka...
ohatranao manao tourisme ihany io.. tsy manakana anao hijery mosque sy synagogue sy ny mombamomba izany , raha te hivelatra sy hi contact amin'ny hafa, hizara amin'ny tena
raha hi se renfermer kosa indray moa dia
ohatranao manao tourisme ihany io.. tsy manakana anao hijery mosque sy synagogue sy ny mombamomba izany , raha te hivelatra sy hi contact amin'ny hafa, hizara amin'ny tena
raha hi se renfermer kosa indray moa dia

25. rijadolly
(
01/02/2008 19:03)
Misaotra hery naneho ny marina ao amin' katolika a!Sady mitsara mihitsy ireo toko sy andininy maro be ireo an!:-*

26. rijadolly
(
01/02/2008 19:06)
azafady fa diso za:oops::oops::oops::oops:
Misaotra hery naneho ny marina ao amin' katolika a!Sady mitsara mihitsy ireo toko sy andininy maro be ireo an!ity no tiako tenenina Misaotra hery naneho ny marina ao amin' katolika a!Sady misy tsara mihitsy ireo toko sy andininy maro be ireo an!

27. fijo
(
01/02/2008 21:52)
rabila an,ka izay no olana e,isika koa ngamba mety manitikitika ny kil no fahitan'ny sasany azy ko.
raha mba manao site hoatra an'io koa ny protes dia tena faly aho.
raha mba manao site hoatra an'io koa ny protes dia tena faly aho.

28. ravatorano
(
04/02/2008 13:52)
fijo< ka toa maromaro ihany ilay hoe protes kle
sa samy tokony hanao site ohatran'io daholo v ?
sa samy tokony hanao site ohatran'io daholo v ?

30. ravatorano
(
05/02/2008 06:43)
tsara ny mahavita aloha e
ary izay no ilaina mba hahafahana mahafantatra marina hoe inona ohatra no mahasamy hafa ny fjkm sy ny flm ohatra fotsiny io an !
:wink:
ary izay no ilaina mba hahafahana mahafantatra marina hoe inona ohatra no mahasamy hafa ny fjkm sy ny flm ohatra fotsiny io an !
:wink:

31. ikaretsaka
(
05/02/2008 14:24)
izay indrindra...
fa tsy faly hitabataba fotsiny..
indrindra mitondra fanazavana ho anay tsy mahay itony sy le hoe rehefa tsy kato de protes..
kay mo na ao @ protes dia efa samihafa
mirary soa sahady ho an'ireo mahavita
fa tsy faly hitabataba fotsiny..
indrindra mitondra fanazavana ho anay tsy mahay itony sy le hoe rehefa tsy kato de protes..
kay mo na ao @ protes dia efa samihafa
mirary soa sahady ho an'ireo mahavita

32. fijo
(
05/02/2008 23:19)
manaova koa ianareo protes hojerenay ;de mba samy hazava aminay avy eo izay tena tianareo toriana sy arahinareo

33. rakapy
(
06/02/2008 00:01)
Hoy Ra Jesosy tamiko indray andro raha sendra tafaraka nirevy izay mitsam " Za letsy tena wain be mihintsy fa tena lasa misaratsaraka be mihintsy le mpanaraka ny diako kle" :-D:-D:-D

34. ikaretsaka
(
06/02/2008 02:10)
ka le cote ilany tsy arakay mihitsy hoe inona ny nampiasaratsaraka azy.. fa le 1 nijanona ho bloc 1 foana anie

35. fijo
(
06/02/2008 21:18)
araka ny efa nolazaiko ary mbola averiko,fa rah asanatria ka tonga eto lery,dia izahay sy ry rakapy ary ry rabila no hoalainy ,fa nareo migidraka lava io ,avelany eo.kozy e

36. ikaretsaka
(
06/02/2008 22:19)
fa iza no nigidraka e... zavatra milamina io tapany 1 io anie fa le tapany hafa ary no tsy milamina sy misaratsaraka ao e