Ahoana no atao kay ra ...?

1. DILAY ( 30/01/2008 20:28)
ahona kay no atao ra mis ol miaraka amino ka ts itanao intson iz mandritra ny fotoana maro.Ka rehef antsoinao @ phone iz dia ts mamaly?inona ko no met anton'izany?Kanef enao met oe tena tia az?SVP mba valio ôô!!!(l)
novalian'i melody ny 02/02/2008 18:20
2. Papoose ( 31/01/2008 04:36)
andehano any!!
3. ari.malala ( 31/01/2008 06:18)
mitovy hevitra
4. comptezo ( 31/01/2008 07:28)
Adabohy any nama..... refa afapo t@ fitadiavana azy :twisted:
5. sakaizakely ( 31/01/2008 08:25)
eheeee !

efa tsy tia anao intsony izy zany de aza miandry akoho maniry nify fa soloy any

farafaharatsiny mba manoratra aminao izy rehefa tsy afaka mi phone

rehefa tsy misy fifampiresahana sady efa tsy misy fifankahitana dia efa anjaranao ny mieritreritra
6. menvasoua ( 31/01/2008 08:59)
amiko aloha izany efa tsy misy fitiavana intsony e, na miresaka aminao aza izany efa tsy tiny matoa tsy raisiny , mba manana ambo e, rehefa tsy tiny olona de mba tsy tia azy kou .
7. xxx ( 31/01/2008 09:13)
dilay : mety misy antony ao matoa tsy mamaly phone izy fa tsy vitan'ny oe tsy tia fotsiny ngeh. Inona no natonao azy tao ? Mety nivazavazanao be izy nefa mety efa fantatrao fa tsy tiny ohatra etc.... Lalindalino alou ny antony vao miteny oe tsy tia na mbola tia eh de eritrereto fa mety tsy azy rery ny hadisoana!!!!
8. papala ( 31/01/2008 10:05)
Mitadiava hafa indray e, fa efa tsy te hifandray aminao intsony izy ! sady efa ela be tsy hita no tsy mandray tél, lasa lany andro mitady azy eo fotsiny! ny ora sy ny andro ny volana ny taona mandeha ihany !
9. tslem ( 31/01/2008 12:25)
Mety sahirana izy t@ lé ora niantsoanao azy tam phone d tsy voarainy ny appel-nao, ka noho izany hamafiso ao anaty répondeur fa mila azy ianao dia ra tsy miantso anao amin'iny izy d efa zavatra hafa mitsy zay, mety leo anao izy sns...KORAZY DILAY :P
10. ikaretsaka ( 31/01/2008 13:07)
iombonako hevitra @ papala... adabohy any dia mitadiava hafa... tsara sy mety kokoa noho izy
11. tess ( 31/01/2008 13:18)
DILAY:

ahona kay no atao ra mis ol miaraka amino ka ts itanao intson iz mandritra ny fotoana maro.Ka rehef antsoinao @ phone iz dia ts mamaly?inona ko no met anton'izany?Kanef enao met oe tena tia az?SVP mba valio ôô!!!(l)
izay tranga izay ilay tena mampintaintaina mandreraka ....ndraindray mahatezitra ndraindray mahalasa saina.......ny hatao dia tony fotsiny ihany tsy alefa lavitra ny saina...raha azo hatao ny mihaona azy dia atao fa raha tsy mety dia insistéo foana ny miantso azy na ahazo azy amin'ny fomba hafa ihany koa!


12. ainaheri ( 02/02/2008 17:51)
sûr v ianao fa tsy manambady izy? na ko misy olonkafa miaraka aminy? Raha itanao ny misy azy dia aleho any,sinon adabohy fa tsy manampitiavana anao tsony izy,na sarotra aza ,ataovy ;Tanala very sampy....
13. melody ( 02/02/2008 18:20)
miray hevitra @ ainaheri:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0388