mangataka tononkiran'i sandra sy Aina Cook

1. rooj ( 30/01/2008 07:27)
Mahafinaritra be lé hiran'i sandra vaovao "Ataovy mety" dé lé hiran'i Aina cook "Izy nisaona".
Mélancolique fa m'lay!!!!
Ireo hira ireo no mba angatako,mila valiny haingana
novalian'i rooj ny 06/02/2008 06:43
2. achrafhanna ( 03/02/2008 09:29)
rooj:

Mahafinaritra be lé hiran'i sandra vaovao "Ataovy mety" dé lé hiran'i Aina cook "Izy nisaona".
Mélancolique fa m'lay!!!!
Ireo hira ireo no mba angatako,mila valiny haingana



zaho alou dia tsy mba mahalala an zany mpihira izany é!lavitra an Dago.:-*
3. rooj ( 06/02/2008 06:43)
odry!!!!... mpihira nivoka t@ pazapa reo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0537