AHOANA KAY NO AHALALANA FA MBOLA VIRIJINY NY LEHILAHY?
21. Vitsikakely
(
29/01/2008 12:28)
penina:
endrika01> velona raha vao maraina
maharary raha vao potserina amin'ny akihibe sy fanondro (na fanondro adala) ny fe.
hono
Raha io ve ?Vô kitihinjy zany ny fe de mihoraka ry razà hi hi hi,
22. xxx
(
29/01/2008 14:10)
sarotra be no amaritana ny lelahy hoe virj
Ny veihivavy aiza manahirana nefa hoe misy hymen sy tsy misy. Ndrayndray vierge nefa mora idiran'ny bity.
Ndrayindray tsy vierge nefa maisatra vo tafiditra ny bity.
Maika fa lehilahy?
Misy ny vehivavy jerena kely vody sy kely nono fa hay efa banaka be?
Sarotra be ny mamantatra hoe vierge sa tsi na lahy na vavy raha tsy hoe hitanao na efa sipanao hatramin'ny mbola kely izy. Zay no tsara indrindra.
Mirary anareo hahafantatra ny anareo ho vierge sa tsy vierge

23. jemimah
(
29/01/2008 14:59)
asio sakay lay lavaka kely fipipizany dia raha mijafajafa izy dia mbola vierge:-P
24. ikaretsaka
(
29/01/2008 18:04)
xxx:
sarotra be no amaritana ny lelahy hoe virj
Ny veihivavy aiza manahirana nefa hoe misy hymen sy tsy misy. Ndrayndray vierge nefa mora idiran'ny bity.
Ndrayindray tsy vierge nefa maisatra vo tafiditra ny bity.
Maika fa lehilahy?
Misy ny vehivavy jerena kely vody sy kely nono fa hay efa banaka be?
Sarotra be ny mamantatra hoe vierge sa tsi na lahy na vavy raha tsy hoe hitanao na efa sipanao hatramin'ny mbola kely izy. Zay no tsara indrindra.
Mirary anareo hahafantatra ny anareo ho vierge sa tsy vierge
raha ny tokony ho izy aloha ..theorian'i fijo no raisiko an... rehefa tsy lakape ny bandy dia virja aby
satria "Rehefa tsy mbola nidiran'ny lahy" ny zavatra iray dia mbola virja izany! dia... eo nareo mamisavisa....:-D
25. endrika01
(
30/01/2008 12:13)
Ny theoriani 'fijo kosa rangahy tsy lasa aa,
de ny viavy foana zany no voa kouuu,
de raha tsy miaraka zany ny kôfa samy kôfa
dia mbola virja ny lhl.
zany kosa mou tsy mety mihintsy é,ze mbô tena
izy alou lazaina é.:D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
de ny viavy foana zany no voa kouuu,
de raha tsy miaraka zany ny kôfa samy kôfa
dia mbola virja ny lhl.
zany kosa mou tsy mety mihintsy é,ze mbô tena
izy alou lazaina é.:D
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
26. nathie86
(
30/01/2008 13:18)
xxx:
lelafo kely ary raha tsy mbola misy goût lamorue dia mbola virja izay:-D
=))=))=))=))=))=))=)) efa nanandrana nga njy
27. endrika01
(
31/01/2008 08:50)
nathie86:Mety hitombona ve \'zany!Ka raha misaika foana ry leroni tsisy fofona hipetraka angamba,refa mampiasa le savony \"intime\"(fisasana any ambany reny).Ny lhl mantsy diso saro-piaro be loatra/tsy Virja tsony ny jobany é,ny vadiny é,ka efa vitan Koto ny lalana no nitontona tany @Rabe,vitan-dRabe nitontona tany Rasolo, dia hoatr\'izay makany makany!Sa diso be wa zah !
xxx:=))=))=))=))=))=))=)) efa nanandrana nga njy
lelafo kely ary raha tsy mbola misy goût lamorue dia mbola virja izay:-D
28. endrika01
(
31/01/2008 08:52)
nathie86:
xxx:
lelafo kely ary raha tsy mbola misy goût lamorue dia mbola virja izay:-D
=))=))=))=))=))=))=)) efa nanandrana nga njy
29. dox
(
01/02/2008 18:50)
sarotra ny hamantarana zany raha tsy eo amperinasa,andramo iarahana avokoa ny bandy 10 lahy de hohitanao eo ny tena virja,fa izay mibaredaka eo de zay zany
30. Vitsikakely
(
03/02/2008 10:36)
dox:
sarotra ny hamantarana zany raha tsy eo amperinasa,andramo iarahana avokoa ny bandy 10 lahy de hohitanao eo ny tena virja,fa izay mibaredaka eo de zay zany
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
31. endrika01
(
03/02/2008 12:03)
dox:
sarotra ny hamantarana zany raha tsy eo amperinasa,andramo iarahana avokoa ny bandy 10 lahy de hohitanao eo ny tena virja,fa izay mibaredaka eo de zay zany
Mba tsy mety kosa izany é!angaha izy ity mofosakay
ka hoe handramana daholo zay mikaresoka,na
malemilemy na ny be lafarinina hi hi hi hi
efa naman'ny mijangajanga anié,zany é!10be zao!
:cry::cry::cry::cry::cry::cry:
32. loick
(
05/02/2008 12:12)
ahoana no ahalalana izany @ maso na tanana na valahana ry tsiambaratelo kanefan toa sarotra fa hazavao ny vhvv io an
33. penina
(
05/02/2008 18:34)
Izay vao tadidiko fa nisy an'io resaka io tao amin'ny blaogin'i lapino.
34. ikaretsaka
(
05/02/2008 19:24)
ko efa hoe virja daholo hoa ny lehilahy rehefa tsy kalape
raha ny tokony ho izy aloha ..theorian'i fijo no raisiko an... rehefa tsy lakape ny bandy dia virja aby
satria "Rehefa tsy mbola nidiran'ny lahy" ny zavatra iray dia mbola virja izany! dia... eo nareo mamisavisa....
37. ikaretsaka
(
06/02/2008 18:18)
papoose> za aloha raha physiquement de virja e.. fa raha mentalement
38. Naso
(
06/02/2008 23:32)
slt dolo.ra ny falalako azy alou ts fiteny @ lhl za mot virj zany ee.zany oe tsis zany ny lhl ra ny tokony ho izy saingy zao mo ef misy ty le bandy sy bandy ty d sarotra b ndray le izy
39. Vitsikakely
(
10/02/2008 09:36)
ikaretsaka:
papoose> za aloha raha physiquement de virja e.. fa raha mentalement
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
40. endrika01
(
17/02/2008 13:50)
diamondra27:
fa tsy maria ve no virjiny e! f'anga josefa koa virj?
:oops:
dia ny lehilahy tokony tsy hiresaka an zany vhv tsy virijiny sy virijiny zany,fa refa tia dia tiavo ny zanak'olona refa manaja anao!!!!!:-*:-*:-*:-*