FITAFIANA
22. Rasiligaoma
(
04/02/2008 04:48)
hisy koa atsy ho atsy hoe tsy voalaza ao anaty baiboly ny paraky sy ny kafe sy ny sigara sy ny ordi fa aza atao
23. ari.malala
(
04/02/2008 08:00)
za d gaga mits fa vo tam alakamis mints ah no notenenin'olona momba an'io resaka fitafian-dehilahy sy vehivavy io... satria za nanao pataloha tam alakamisy d notenenin'ilay vevavy... d gaga ah hoe fa iza marina moa no namaritra fa ny lehilay no mipataloha ary ny vehivavy no manao zipo na akanjo na tsy haiko e! ary hono hoa, ts aleo v maita vevavy mipataloa toy izay maita vevavy manao eipo am-poto-pe?:)
24. moi
(
04/02/2008 10:56)
Raha izaho manokana aloha, dia aleoko vehivavy mipataloha, toy izay vehivavy manao akanjo na fohy na lava nefa manify any izany an ! (Nefa aoka tsy ny sitrapoko no atao fa ny Anao)
Ka ilazao tsotra ilay namana hoe tena pataloham-behivavy ity fa tsy an-dehilahy.= Tsy fitafian-dehilahy fa am-behivavy. Dia raha masiaka ohatra ahy ianao dia mba ampiana hoe sa ianao tsy mahay manavaka ny an-dehilahy sy am-behivavy ?
Mino aho fa mbola ho avy ny zipon-dehilahy eto amintsika, fa samia hahita e !
Ka inona no tsy marina amin'izany e !

25. cutie
(
04/02/2008 11:52)
ny ahy ndray de tapeno ny maso refa manahirana sy refa tsy te hijery.
ny maso mijery no mitondra fakam-panahy fa tsy le oul manao an;le fitafiana mitsy :)
ny maso mijery no mitondra fakam-panahy fa tsy le oul manao an;le fitafiana mitsy :)
27. ari.malala
(
05/02/2008 06:21)
amiko manokana, le olona mijery no misy zavatra manitikitika azy ao antsainy ao, de ny olona mitondra ny fitafiany tsy misy arrière pensée no voateniteny...
29. moi
(
06/02/2008 12:20)
Amin'ny ankapobeny, tsy ratsy ny saina fa ny fiaraha-monina no manahirana.
Fa ao koa ny te hanilika fa izy tsy misy fahadisoana fa ny hafa.
Ary dia ao koa ny tsy tonga saina fa loza ho an'izay
Fa ao koa ny te hanilika fa izy tsy misy fahadisoana fa ny hafa.
Ary dia ao koa ny tsy tonga saina fa loza ho an'izay
30. fijo
(
06/02/2008 21:34)
ka hoy kosa ny boky hoe:"lozan'izay mahatonga ny fakampanahy"hummmmm efa naveriko any ilay boky izao an
31. ikaretsaka
(
06/02/2008 23:33)
ari.malala:
amiko manokana, le olona mijery no misy zavatra manitikitika azy ao antsainy ao, de ny olona mitondra ny fitafiany tsy misy arrière pensée no voateniteny...
izay