spéctacle MAHALEO 08 fevrier 2008 e!!!!!

1. vie ( 27/01/2008 09:28)
Slt daholo atoko ngamb fa faly daholo ny pankafy rehetra amnio spectacle io an!!!raikitra ndray zany ny revy miaraka amindry zalahy an, ka dia miantso anareo namana hiaraka indray hijery an'io e!!!!!miandry anareo rehetra tsy misy ankanavaka ok vive les MAHALEO
novalian'i eisy ny 29/01/2008 10:39
2. achrafhanna ( 27/01/2008 09:35)
'zany aza izy hoe "mahaleo"=))
laingako 'zany an,za kou mi-revy
an tarika MAHALEO=D=D=D
3. vie ( 27/01/2008 09:57)
ndao ary hiaraka hikery koh dia lasa zany e okay valio
4. tsiambaratelo ( 27/01/2008 12:04)
vie:

ndao ary hiaraka hikery koh dia lasa zany e okay valio




inn kay io "hiaraka hikery io é"zay alehanareo
dia arahiko daholo,nareo wa tena mitady hi-fapikôty
be 'zany . hi hi hi misy tsy mazava ao .:-D:-D:-D
5. vie ( 27/01/2008 14:01)
tsiambaratelo:

vie:

ndao ary hiaraka hikery koh dia lasa zany e okay valio




inn kay io "hiaraka hikery io é"zay alehanareo
dia arahiko daholo,nareo wa tena mitady hi-fapikôty
be 'zany . hi hi hi misy tsy mazava ao .:-D:-D:-D


diso fanoratra ry se fa tsis ninin a!!!aona handeha ve enao e!!!valio

6. Vitsikakely ( 28/01/2008 05:31)
tsis sôsy angah,tô mifapitôna beuh nareo klé
7. eisy ( 29/01/2008 10:39)
Tonga de raikitra fôna raha vao mahaleo zany ry akama... eo amin'ny premiere ligne mihintsy ohantran'ny mahazatra
....
fahotana ny tsy tafiditra 5 premier
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0403