Tsy manome ra,fitiavana ve ? kanefa ny ran'i kristy no ..!!
21. nandrianina1
(
28/01/2008 23:47)
refa tia hamonjy olona 1 ry reto de voatery tsy maintsy hanao sacrifice ihany a! na hiziriziry eo aza ny fiangonana we: non tsy azo atao de ho sahiny ve ny tsy hamonjy le olona!
raha tsy mamonjy koa ange ka le enjehan'ny conscience @iny avy eo no tena giravy e!
aleo enjehan'ny omby masika hoy ny fitenenana:lol:
raha tsy mamonjy koa ange ka le enjehan'ny conscience @iny avy eo no tena giravy e!
aleo enjehan'ny omby masika hoy ny fitenenana:lol:
22. niryna
(
29/01/2008 05:31)
Rasiligaoma:
amiko ry Niryna rehefa survie hoe tsy manam-pidy intsony ny tena dia haniko ka! fa rahaafaka mifidy vao miaingitraingitra
indraindray tsy hoe mifidy fa ny saina no tsy mahazoazo azy kou,ka na te ihinana aza kenda :D rehefa tsy tiana
24. niryna
(
29/01/2008 05:45)
Voalaza teo ::D
ny ahy tsy mahavelona mandrakizay sy tsy manafaka ny fahotan'izao tontolo izao, fa asa soa sy vony aina fotsiny
niryna:
izay ,ilay izy,mahavelona ka,mbola velona any hatramin'izao ny olona nomeko ra ary mbola lazainy fa ny rako no mikoriana ao aminy .
Nahavonjy aiana aloha dia izay.
nahavonjy ain'olona aho,tsy ho mandrakizay ilay izy saingy mbola velona hatramin'izao,raha tsy nisy nanome ra ny olona na izaho na ny hafa dia ahoana re e,mety miandry ny androny koa izy.
mmmhh:
Nahavonjy aina Niryna fa tsy azo antoka ny @ fahavelomana mandrakizay le aina novonjenao!!
Ny fanomenzana ra na dia mihaino ny fahorian'ny olona fotsiny ihany aza,ny fizaran'ireo olona ny tsiambarantelony ,ny mivavaka ho an'ireo mangetaheta ny tenin'Atra,eny fa na dia mandany fotoana mizara izay kely izay fantatra eto ihany aza dia efa fitiavana daholo izany avy amintsika rehetra.
Fitiavana no nanomezan'i kristy antsika ny ainy,koa maninona no tsy mahazo manome ra izay hamonjy ny ain'ny olona isika,izay no tsy azoko,ary mampalahelo.
Raha ny zanako no marary na miala aza ny aiko dia mamonjy azy aho raha ny rako no ilain'ny dokotera.
Eny e, tsy ratsy ny manome rà satria aina no vonjena, fantatro io antoko fivavahana io fa aleo tsy tononina, fa mampanontany tena hoe rah tratran'ny patsa iray tsy omby vava ve reny olona ireny de tena hiziriziry tsy hanome mintsy?marina tanteraka ny teninao,sady ny fanontaniana ho an'ireny olona ireny dia hoe "Aiza ilay fitiavana nampianarin'ilay Tompo Mpamonjy?":arrow:Raha milaza miaraka aminy isika kanefa tsy manao ny hafany dia aleo ny tantara no hitsara.:cry:
Mivavaha mba tsy ho hianjeran'ny toy izany isika:arrow: tena manizingizina tsy mety manome ra tokoa mantsy ireo fivavahana ireo na ho faty eo aza ilay olona :idea::idea::?::?::?:
25. niryna
(
29/01/2008 06:03)
nandrianina1:
refa tia hamonjy olona 1 ry reto de voatery tsy maintsy hanao sacrifice ihany a! na hiziriziry eo aza ny fiangonana we: non tsy azo atao de ho sahiny ve ny tsy hamonjy le olona!
=D=D izay no tsy azoko,ary raha atao hoe fahotana,izay tsy misy miteny izany ao anaty baiboly,dia omeko ny zanako ary dia mifona mitomany any amin'i kristy aho ka ho lazaiko azy fa fitiavan-janaka no nanomeko ny ra-ko ho azy ka hifonako raha nanavotra ain'olona aho na dia tsy ho mandrakizay aza.
marina mihitsy izany,ahoana moa no ahalalana fa mpanompon'Atra isika?
raha tsy mamonjy koa ange ka le enjehan'ny conscience @iny avy eo no tena giravy e!
aleo enjehan'ny omby masika hoy ny fitenenana:lol:
Gal 5:22-23 Fa ny vokatry ny Fanahy kosa dia fitiavana,fifaliana,fiadanana,fahari-po,fahamoram-panahy
tsy misy lalana manohitra an'izany
*** Tsy misy lalana hoy i kristy manohitra an'izany:
Nanome ra ? nisy fitiavana tao,niadana ny saina fa namonjy olona,nanana fahamoram-panahy ihany koa...Raha tsy manao izany fa miankina ny didin'ilay fiangona izay tsy mitovy ny tenin'Atra dia mpino an'i kristy ve ilay mpiangona ao aminy?:cry:
Enga anie ny Fanahy masina no hanazava azy ireo.
Ny fahasoavan'ilay Tompo mahery,nandatsaka ny rany mba hisolo sy hanadio ny fahotantsika rehetra anie hanazava ny teniny .Amena
26. ari.malala
(
29/01/2008 14:35)
fanontaniana hoan'i niryna, inona no idiran'ny ràn'i Kristy amle fanomezana rà? za zao groupe donneur universel ny groupe mis ana, k azoko atao ny manome, azoko atao koa nefa ny madà raha am conditionts ahafahako manome toy ny hoe tonga fotoana na mampinono (c ki est le k amzao tona zao) na marary... k tsitako izay idiran'ny ràn'i Kristy amzany
27. booboo
(
29/01/2008 14:54)
ny fahazoako ilay izy dia hoe : ny rà = aina. ka raha Jesoa aza tsy nisalasala nanome ny rany ho fanavotana antsika dia tsika kounkou tokony haka tahaka Azy. manome rà = aina hanavotana zay mila izany.
Isan'ny truc iraika tsara faka tahaka io nataon'i Jesoa io (indrindra @ zao fotoana zao hoe tsy ampy ny stock de sang any @ ireny hopitaly ireny....).
Raha mbola afaka mizara dia mizarà " aina " (mety ho sakafo, hafaliana, rà sns) tahaka ny nataon'i Jesoa t@ fahavelony e ! zay lay izy amiko manokana....

31. niryna
(
30/01/2008 07:26)
ari.malala:
fanontaniana hoan'i niryna, inona no idiran'ny ràn'i Kristy amle fanomezana rà? za zao groupe donneur universel ny groupe mis ana, k azoko atao ny manome, azoko atao koa nefa ny madà raha am conditionts ahafahako manome toy ny hoe tonga fotoana na mampinono (c ki est le k amzao tona zao) na marary... k tsitako izay idiran'ny ràn'i Kristy amzany
misaotra anao manontany ahy,eny misy hidiran'i kristy mihitsy ny resaka fanampiana ra eto,saingy mety tsy novakianao hatramin'ny voalohany ilay izy dia tsy azonao ny hafatra.
Averiko kely indray,moa ve voararan'ny finoana ny tsy hanomezana ra ny fianankaviana?
Sanatria ity an,raha marary mafy ny fianakavianao,hanome hianao sa tsia satria ny fiangonana no mandra an'izany dia tsy manome ilay olona.
Tsy misy resaka fahasalamana na fahatahorana fanjaitra,na tsy te hanome fotsiny izao,tsia tsy izany no resaka,tsy manome izy satria ny finoany no mahatonga azy tsy manome ny havany fa avela ho dangy eo ilay havana.
mazava amin'izay.:D
32. niryna
(
30/01/2008 07:29)
ari.malala:
fanontaniana hoan'i niryna, inona no idiran'ny ràn'i Kristy amle fanomezana rà? za zao groupe donneur universel ny groupe mis ana, k azoko atao ny manome, azoko atao koa nefa ny madà raha am conditionts ahafahako manome toy ny hoe tonga fotoana na mampinono (c ki est le k amzao tona zao) na marary... k tsitako izay idiran'ny ràn'i Kristy amzany
Ny antony hidiran'i kristy eto dia izao:maty teo ambon'ny hazofijaliana Izy,nijaly,nokapohina,ny rany iray manontolo no natolony ho antsika ho famonjena antsika rehetra.Ka raha izy izay harahan'ny mpino Azy miteny fa tiava ny namanao,tiava ny fahavalona,izany ve tsy mifanohitra ny teniny raha tsy mahazo manome ra ny finoany,izay miteniteny an'i kristy fa tsy dia tena mitomponteny fatratra amin'i kristy?
33. niryna
(
30/01/2008 07:36)
booboo:
ny fahazoako ilay izy dia hoe : ny rà = aina. ka raha Jesoa aza tsy nisalasala nanome ny rany ho fanavotana antsika dia tsika kounkou tokony haka tahaka Azy. manome rà = aina hanavotana zay mila izany.
bravo booboo .Izay mihitsy ilay izy araka ny fitiavan'i kristy nasehony antsika rehetra
ka izay anie ilay izy e,raha ohatra ka marary ilay olona na tsy ampy ra ohatra dia tsy avelan'ilay mpaka ra (tsy mpaka fo a :D ).
Isan'ny truc iraika tsara faka tahaka io nataon'i Jesoa io (indrindra @ zao fotoana zao hoe tsy ampy ny stock de sang any @ ireny hopitaly ireny....).
Ity ranamana iray dia miteny hoe izaho tsy anome fa voarararan'ny finoanay :cry::cry:
Raha mbola afaka mizara dia mizarà " aina " (mety ho sakafo, hafaliana, rà sns) tahaka ny nataon'i Jesoa t@ fahavelony e ! zay lay izy amiko manokana....
:-*:-*:-*
35. niryna
(
30/01/2008 07:39)
fijo:
nen'i lery tsy nomeny fa very tery amin'ny tany ko
volan'i kristy mandehandeha hianao ra fijo.
Soa ihany fa ny ainy no nanavotany antsika rehetra ka na tsy mahaloa trosa aza isika efa notiaviny sy efa nalohany tsy nisy tambiny :D:D
36. ari.malala
(
30/01/2008 09:51)
niryna, eo amle resaka voararan'ny fiangonan indray no tiko asina teny, nga moa ny fiangonana no ivavahana sa Andriamanitra? raha mahatsapa tena fa kristianina mino an'i Kristy tsy voafefin'izany fa refa te hanome d manome... ohatra nomenao hoe raha isy marary mafy ao am fianakaviako, efa nanome tokoa aho ary na tsy ao am fianakaviako aza k afaka manome ah d manome
38. niryna
(
30/01/2008 19:14)

marina tokoa ny andry,Atra no hivavahana fa ny ao am-piangonana no manao karazana lalana mifanaraka ny tiany sy mifanitsy ny mpiangona ao aminy,izay tiany fa tsy voasoratra ao anaty baiboly
39. ari.malala
(
31/01/2008 08:53)
fa iza moa ny fiangonana ry niryna? afaka manao ny lalàna tiany apetraka izy, fa ny olona tsirairay koa libre amin'ny mahaolona azy, k raha resaka vonjiaina toy izany tsy akàko ny hevitry ny fiangonana mintsy! tsy voasoratra ve ny hoe aleo diso eo anatrehan'olombelona am fanekena an'Atra toy izay diso eo anatrehan'Atra noho ny fanekena ny olombelona? de aona ny tenin'i Kristy? tiavo ny namanao tahaka ny tenanao, d raha ts hanome enao satria hoe voararan'ny fiangonana,d iza no nekenao, i Kristy sa olombelona? alefa lavitra kely ftsn ry niryna ny fisainana fa ts borné we maneke ny mpitondra anareo fa na mpitondra aza izy mba mety misy mahadiso azy koa e!:°)
40. niryna
(
01/02/2008 06:53)

Ary maninona i ari-malala no masika fiteny be toa io,fa angaha izaho no tsy nanome ra =)),izaho no mampita azy amintsika satria misy fiangonana izay tsy anjarako ,tsy anjarantsika ny mitsara azy ireo.Miteny ny marina fotsiny isika.Manana lalana tian'ny mpitondra ataony daholo ny fiangonana rehetra,misy mivoana amin'ny fampianaran'i kristy,azy ho azy iny.Ilay olona milaza tsy hanome ra dia hoe noho ny finoany.Mazava aminao amin'izay.