Diska praiféré Kerimesin'AntanimbarinAndriana

1. lazounet ( 25/01/2008 17:44)
Atolotra ho an'i SHOAN, RABILABILA, SAMOANA ary BADOUDA

1. http://www.dailymotion.com/Lazablues/video/xqdbu_aviavy_music

2. http://www.dailymotion.com/lazablues/video/xq6pp_ta-hody_music

3. http://www.dailymotion.com/lazablues/video/x1uzuu_aza-manao-anizany_music

4. http://www.dailymotion.com/lazablues/video/x160qv_aza-kivy_family
répondu par lembelo le 28/01/2008 09:37
2. rabilabila ( 25/01/2008 18:12)
Misaotra Laza a!!

Ny sary tonga ao an-tsaina:

-Zeze Mahanoro ==> Na mitoto vary ,na mamindro (feno saribô ao anaty hoho ) hi!hi!
-Aviavy ===> Mpandeha alahady tolak'andro iny dia eo am-pipasohana hi!hi!
-Rakotozafy ==> Alahady maraina indray io ,na vao maraina aorian'ny fandaharana momba ny fahasalamana.
-Bessa ==> Mahatsiaro ilay Ramatoabe mpifanolo-bodirindrina mpanary sakafo ,ataony matsirobe sy manitra ny laokany dia izay tsy lany hariany fa izy ,hono, tsy miverina in-droa , nefa ny tena tsy homana ,dia tsindrohana ilay hena ariany dia sasàna ,dia hohanina ao an'elakelan-trano . Io sy hiran'i Mahaleo (hay!hay!hay!) no fihiranay mba hampitainay ny hafatra any amin-i Ranenitoa fa e!e!e! ariany foana ny hena e! Dia mitsindroka foana izahay e!!
Mahafinaritra ka!! Nianarana ny fiainana daholo izany !!
3. ikalamako ( 25/01/2008 22:47)
:oops: izahay koa ve mba afaka mangataka ?
Mba asiana hoe :
"ity hiran'i Radama Antoine misy hoe : e ry malala e, e ry malala e, laha tsy anareo zahay tsa mba avy eto a, fitiavana an-droky ro nihaviako eto aity dia atolotr'ikalamako ho an'ireo namany rehetra ao Vitinia (d'efa kopy izay nareo namany rehetra izay an, fa ny sovaly de boà tsy mihodina indroa, tandremo ry tara lava:°))".
Misaotra an'i lazounet dieny mialoha raha mba hitanao io fa efa misy toerana natokana ho azy any ambadimbadika any.
Misaotra tompoko.=D=D
4. lazounet ( 25/01/2008 23:05)
Ity ilay izy ry IKALAMAKO dia mahazahoa fahafinarétana é!
http://www.dailymotion.com/Lazounet/video/xy61t_ao-va-re-ikala-raha-igny-e-ry-malal_music

Bisoux.
Laza
5. ikaretsaka ( 25/01/2008 23:07)
tsa nisy matata kleeee
nefa ny anay ireny ro nahabe
6. ikalamako ( 26/01/2008 00:57)
raim koa izany kle. Mahay maka kil mihitsy le mpandefa sovalydeboà, :-D:-D:-D
melsi zany e.:-*
7. lazounet ( 26/01/2008 08:09)
ikaretsaka:

tsa nisy matata kleeee
nefa ny anay ireny ro nahabe


A défaut de MATATA voici KAKA MISY APONDO http://www.dailymotion.com/Lazablues/video/xq6n9_kaka-misy-apondo_music

8. lembelo ( 28/01/2008 08:51)
Ity hira ity dia atolotra an'ilay sipa manao zipo plissé mavokely ery akaikin'ny poto. Bonne sanse hono e !
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+voanio/video/x2iw1w_ny-voanio-live-je-ne-peux-pas-toubl_music
9. lembelo ( 28/01/2008 08:55)
Ho an'ny namana rehetra ary e, faly mifampizara fahatsiarovana
http://www.dailymotion.com/relevance/search/rambao/video/x2o64w_rambao-eliane-sy-emma-tsikitsiky_music
10. rabilabila ( 28/01/2008 09:23)
lembelo:

Ity hira ity dia atolotra an'ilay sipa manao zipo plissé mavokely ery akaikin'ny poto. Bonne sanse hono e !
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ny+voanio/video/x2iw1w_ny-voanio-live-je-ne-peux-pas-toubl_music

hi!hi!hi! Ny concert-ko voalohany i Voanio tany amin'ny tranom-pokon'olona Toamasina .Dia tsy mahay "je" fa "zé" :-D

http://www.dailymotion.com/bookmarks/ampamoizo/video/x2xvfx_fitarikandro-mivadibadika-ny-tantar_music

Ny ahy indray io atolotro an'ireo niara-nikomy tamiko teny rehetra teny .

http://www.dailymotion.com/relevance/search/jeneraly/video/x2nawf_jeneraly-na-dia-izany-aza_music ho an'ireo namana tao an-tsekoly

http://www.dailymotion.com/relevance/search/mahaleo/video/x32cr4_mahaleo-manao-azafady ho an'ireo mpitaigin-tamboho sy ny mpanao ékskisriô any anaty ala-kininina :-D

11. lembelo ( 28/01/2008 09:37)
Hofaranako eto ary aloha ny famohazana fahatsiarovana manim-pofona anio.
Ny didim-pitiavana hoy ny baiboly no didy lehibe indindra iantonan'ny lalàna rehetra sy ny mpaminany.
Fa ity hira ity kosa no filamatry ny indray mihira iray manontolo, nanamarika ny androny satria nisy ny talohany, ary nisy ny tao aorinany.
http://www.dailymotion.com/relevance/search/bessa+sy+lola/video/x1essr_bessa-lola-ny-itiavako-anao_music
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0445