Fandraisana
Sokajy
Hisoratra anarana
Hiditra
Fa ny nofo manohitra ny Fanahy, ary ny F. manohitra ny nofo
21. Rasiligaoma
( 04/02/2008 04:43)
avelao hiara hiaina fa samy zava-boahary
Hamaly
22. cutie
( 04/02/2008 16:51)
hay ve e :lol:
nyrina:wink:
mba tiako manko io teny io e "coexistence":lol:
Hamaly
23. ikaretsaka
( 05/02/2008 03:04)
fa samy olombelona eeee
Hamaly
24. rakapy
( 05/02/2008 03:18)
Ikaretsaka> Ka ny mampihomehy ahy dia toa any aminareo Amerika mpanao lagera no manana io bumper sticker io ny olona nefa mbola mamono olona tsy manan-tsiny any iraq ihany?:-D:-D:-D
Hamaly
25. ikaretsaka
( 05/02/2008 20:57)
ka co exist na eto an-tany na any an-danitra rakapy a
Hamaly
1
2
Hamaly
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0695