Fanontaniana kely ho an'ny vehivavy tsy manam-bady
21. anja123 (
30/01/2008 10:54)
Zao fotsiny e manala zaza= mamono olona ra olona mivavaka de mamono olona = manota be mihitsy satria tsy tompon'ny aina tsika fa ny ao ambony no tompony ny aina de noho izany ze zavatra natao de iarahana mitondra ary alohany anaovana zavatra iray de sainina tsara alo ny ho vokany zay de bisous be a+:)
marina daholo zay voalazanareo teo, fa ny hevitro manokana aloha
tsy aleo ve esorina rehefa mbola mahatsiaro tsy vonona ianao, toy izay ateraka de rehefa avy eo, vetsovetsoana aminy eo foana oe no gacher-nao ny fiainako, raha tsy nisy anao za de mba otran'izao sy izao.
fiainana efa gaigy ty mbola ampiana agegena ihany.