ka zarina koa ilay tsinay anie e
rehefa tsy mahatanty goavy ohatra dia hihinanana goavy ihany mba ho zatra fa alefa tsikelikely
Zarina ahoana e,mandrapahazatra efa tonga ny fotoana fodiana ,ny fandehanana any amin'ny dokotera manginy fotsiny :D ny torimaso tsy lazaina ny olona matory ny tena mifoha, ny tena mifoha ny olona matory,ary ao anatin'ny torimaso no tonga ny mpamangy =))