ampy ho an'olona ray tsy mando hofan-trano ve 600 000 fr
21. tsiambaratelo
(
27/01/2008 12:43)
Tena tsy ampy be miintsy io,
za aza mandany 200.000fmg/par jours
tami-zany nody tany Dago.:!::!::?::?::idea::idea:
:arrow:

22. Jeankely
(
28/01/2008 03:50)
Tsy mitombona kosa ny an'ity milaza tsy ampy ity. F'angaha ny fandanianao no mitovy amin'ny mety ho fandanian'ny vahoaka Malagasy tsirairay. Hafa ny olona avy andafy izay manadany volabe satria izay no mahamety ny fiainany ary tsy misy maharatsy azy koa nefa. Hafa kosa ny daholobe Malagasy izay miana tsotra. Raha ny avobe no jerena dia diso tanteraka satria tsy avobe ny fiainan'ny Malagasy.
23. LazaDaddy
(
28/01/2008 04:18)
Jeankely> marina ny teninao raha mifady hanina i=40 andro sy 40 alina :)
xxx> raha tsy mampaninona anao dia saintsaino kely:
- vary soa be rano isan'andro
- laoka: Siramamy, atody...tsy atody fa kay moa ny atody efa lafo be, sira, ovy be rony, valala atono
- indray mandeha isaky ny 2 volana vao manasa lamba (mitsitsy savony)
- indray mandeha isan-kerinandro vao mandro (mitsitsy savony)
- matory @ 6 rehefa ririnina (mitsitsy labozia/petrole)
- soloy ravin-katsaka ny papier hygienique
- soloy arina (charbon) ny dentifrice
- indray mandeha isam-bolana vao mandefa taratasy (mitsitsy timbre), tsy mampiasa mobile sy internet,..
- tsy manasa namana aman-tsakaiza fa mandany vola
- indray mandeha isam-bolana vao manala volombava (mitsitsy mousse sy rasoir)
- ladina an-tany @ tsihy rehefa matory fa tsy mividy fandriana sy kidoro
...dia vinavinao arak'izay

24. latina
(
31/01/2008 14:13)
Omeo tsara kosa aloha ny famaritana e!
- ol ndehibe ve sa ankizy ilay ol 1
- Mandoha jirama ve!
- Ilay zaza tsy misakafo ao an-trano io ve omena frais sy goûter, iantohana cantine.
- Ialana ecolage ve le 600 000fr
- Mila mandeha bus im-piry ilay ol 1 ao anatin'ny 1 andro.
- Tsy marary lava ka mila mividy fanafody ve le ol 1.
- Inona no zavatra tadiavina ho an'ilay ol 1, hiaina sa hisurvivre. Ny ankamaroan'ny malagasy mantsy dia misurvivre fa tsy miaina ara-dalana.
Jeankely kosa angamba tsy mipetraka eto Dago ka! taiza no nisy ol velona @ 300 000fmg/mois izany aty Dago indrindra raha mipetraka Tanà?
Hofan-tranon'nireny ol mandeha mangataka @ atoandro ireny fotsiny aza no efa 150frs t@ reportage kou. Dia tsy hianatra izany ny zaza? Na EPP aza ange mandoha droit d'inscription mialoha aloha e! avy teo vao mifampitady @ remboursement @ fanjakana.
- Vary 7000frs kilo
- Hena tsy mihinanana fa soloina voa-maina
- atody 1250fr/pèce
- siramamy 8000fr/ kilo
- Savony 1750/pièce
- menaka 19000fr/litre
-
- ny kojakoja hanadiovana trano mba tsy hisian'ny parasy (savoka, borosy, kifafa sns....)
- ary indrindra ny adidy @ fiaraha-monina sy fianakaviana (maty, mariazy, didipoitra, teraka, famangiana marary na anjara fanateram-bary raha sendra misy fianakaviana miditra hopitaly sns...)TENA TSY AFAKA IALANA IREO RAHA MBOLA MIPETRAKA ETO MADAGASIKARA BUDGET ANANKIRAY MIHITSY IO FIARAHA-MONINA IO.
-sns.... maro tsy voatanisa.
Ny tsara marihina dia tsy dia mifanalavitra ny vola lany @ ol 1 na 2 na 3 raha vao tsy tafiditra ny saran-dalana sy ny ecolage satria Jirama tsy maintsy aloha foana, ny adidy tsy maintsy atao @ anaran'ny fianakaviana, ny afo lany mitovy ihany. sns....

25. mamiah
(
03/02/2008 18:52)
raha tsy mandoha jiro sy rano sy hofatrano sy frais taxi be dia ampy fa saingy tsy mba hanana zavatra mitsangana mintsy izy aloha satria dia lany hividianana sakafo sy fianaran jaza fotsiny zany dia lany.
26. soanja
(
04/02/2008 06:28)
Efa nanao kajy madinidinika momba an'io aho tamin'ny herintaona fa raha fiainana milamina no ilaina nefa tsotra fa tsy be filirony dia tokony mba any amin'ny 800.000 fmg no ampy tsara. Ny any ambanivohitra kosa hafa mihitsy fa tsy io akory. Fa raha tanan-dehibe de io. Tsy misy hofantrano ary mandeha bus indray mandeha zany hoe mandroso miverina andro fiasana.
Tsy tafiditra ao anatin'io ny fampidirana zaza mianatra amin'ny voalohan'ny taona sy ny fanafody raha sanatria ka marary le olona. Zany hoe mila mi-bizna zany fa tsy mijanona amin'io ihany raha te hanana tahiry hiatrehana tampotampoka.