Contrat de travail : misy ve io any dago???
21. badboy
(
21/02/2008 15:11)
Ds : tsy mino aho hoe tsy mahay lalàna ny tenanao na koa hoe tsy mpitsara, na tsy mpisolo vava, na tsy inspecteur du travail! 8)8)
Mazava be fa voafehinao tsara ilay "syllogisme juridique" (
majeure, mineure, conclusion)!!
Mahafinaritra ny mahita olona manantalenta tahaka izao izay vitsy sady arovan'ny WWF (
espèce en voie de disparition)!!:wink::wink:
Inona no zavabaovao hoentin'ilay lalàna vao² tsy @ ilay lalàna taloha satria notadiaviko fa tsy hitako?
Dia tsy azo natao ve ny nampiantra avy hatrany ilay lalàna vaovao "plus protectrice" @ "affaire en cours"????
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.2171