CAN 2008 any Ghana!

21. Ralay ( 05/02/2008 07:00)
ronaldo09>Boribory anie ny baolina e cameroun nandresy 3sy2 t@ prolongation, malahelo ise izany zao v? :lol:
22. ronaldo09 ( 05/02/2008 11:03)
Za aloha tsy de malahelo loatra satria ny ahy dia i CIV no alaiko fa tsy i Tunisie za fotsiny ANTIETO'O ary faly aho satria tsy nahafaty baolina ledala !!!Fa volosan'i Ghana amy ranomangotraka aloha i Cameroun raha ireny fomba filalaony omaly ireny no averiny amin'ny alakamisy izao e!
23. Mandefitra ( 08/02/2008 05:36)
Nivadika mitsy ny pronostic satria de cameroun sy egypte no hanao finale.
Cameroun 1 # ghana 0
Egypte 4 # cote d ivoire 1
Tsy nahovoka firy drogba fa tsara tazona.
Toa tsy hita zay halaina @ finale ... sur papier aloha resin i egypte, nefa asa.
24. Ralay ( 08/02/2008 06:10)
Io ary ilay nolazaiko ry ronaldo09 fa bory² ny baolina dia ahoana indray elà izany zao @ io finale io.:lol:
25. ronaldo09 ( 08/02/2008 15:55)
Tena kivy lesy aho ralay ary mbola tsy tonga saina h@zao tena mahay ny Egyptiana ,za aloha maka an'i Egypt sady ny cameroun resaka fizika fotsiny fa teknika tsy mahavoa !!!
26. ikaretsaka ( 08/02/2008 17:42)
ny anay mo0a @ izany football izany dia Go Giants ihany ..zany mo ry cutie sy ny sisa o?
27. ronaldo09 ( 10/02/2008 20:47)
Dia i Egypt zany no champion !!!Za aloha naka an'i Egypt ary faly satria antieto'o ny tenanay !!Dia miarahaba ny Pharaons zany ooo!!!Dia any Angola indray no hifankahita ny taona 2010 ary i Madagasikara no tompondaka!!!
28. Ralay ( 14/02/2008 16:20)
ronaldo09>Tena arabaina elà zany raha naka Egypte fa voatazony ny amboara.
Raha te handray anjara @ 2010 i Madagasikara dia izao dia tokony efa miomana fa ny fahitako azy dia mbola tsy @ io ny gasikely no hiatrika an'izany CAN izany. Asa anefa fa bory² ny baolina hoy ilay fitenenana.
29. ronaldo09 ( 15/02/2008 21:12)
Za koa aloha miombon-kevitra amin-drangahy fa na izany aza raha misy ny fanatsarana vitantsika io!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0426