iza marina fnona tonga volohany teto Mada

1. tsaralaza ( 20/01/2008 21:08)
Tena sahirana hoa zah t@ nanontaniany lay professeur nay tany @ Univrsite hoe fa iza fnona tonga voloany teto Mada? dia nolazaiko hoe kritianina dia nolazainy hoe:inona profona manamarina anzany dia nisalasala aho satria tsy dia nandalina anzany aho,,ka mba omeo sopapa re olona eeee
novalian'i soanja ny 01/02/2008 15:51
2. xxx ( 20/01/2008 21:29)
ary ahoana tsara zan question nao zay ry namana fa otrany tsy mazava amko??????????
3. xxx ( 20/01/2008 21:35)
wwwwwwwwwwwwwwwwwaaaaaaaaaaaawwwwwwwww
4. cutie ( 20/01/2008 23:56)
finoana ny razana :)
5. cutie ( 21/01/2008 00:00)
oups
ny silamo manko e lol
6. Bafota ( 21/01/2008 04:25)
Talohan'ny Vazimba aloha no mbola tsy nisy nahalala e!>>Vazimba izany no voalohany
7. apache ( 31/01/2008 14:02)
sao dia mba tsy ato no tokony hametrahana izany lohahevitra izany?!
valiako ihany aloha : ny finoana ny zanahary sy ny razana no nisy voalohany teto Madagasikara.
8. ainaheri ( 01/02/2008 04:59)
tsy mazava marina lay kestio:}:}
9. soanja ( 01/02/2008 15:51)
Tsy ny finoana no tonga fa NISY NY FINOANA TAO MADAGASIKARA. Nisy olombelona tao Madagasikara taloha ny nahatongavan'ny vazaha. Ireo dia nanana ny finoany matanjaka tokoa ary nandaitra taminy.

DIA NY FINOANA NY RAZANA NA NY ZANAHARY!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0608