fomba fivavaka
21. fijo
(
25/01/2008 23:34)
rehefa mivavaka hoan'ny fireneny ve ny mpino dia ny tenany aloha no jereny ??????
22. ikaretsaka
(
26/01/2008 14:33)
tsy voatery... misy lety mivavaka ho an'ny firenen'ny olona hafa le mpino an..
dia lasa any tokoa..dia manao asa "fivavahana" any
jere ilay bevolombava nataoko pub io ambony io
dia meteza eo @ plasiny dia apetrao @ tenan'ialahy @ izay le fanontaniana
dia lasa any tokoa..dia manao asa "fivavahana" any
jere ilay bevolombava nataoko pub io ambony io
dia meteza eo @ plasiny dia apetrao @ tenan'ialahy @ izay le fanontaniana
23. LazaDaddy
(
27/01/2008 05:15)
ikaretsaka:Novakiako hatrany am-boalohany ito resaka ito fa tsy hitako mihitsy izay idiran'i rijadolly amin'izany resaka izany :)
rijadolly> iza no niteny an'i se fa tsy mamaky baiboly moa ny tenanay.. za mino fa na i rabila sy i fijo aza mamaky anie :wink:
rijadolly::)
Fa maninona an'ika ary za? Ny sain'sé no manenjika an'sé dia lazaina fa izaho no miteny izany.
24. ikaretsaka
(
27/01/2008 05:20)
Mazotoa tohizo ny famakian'sé Baiboly.
ny antony namaliako an'io
"ny tenanay" tsy midika hoe "ny tenako" irery:-D
27. ikaretsaka
(
28/01/2008 19:44)
ny fahazoako an'io dia toa tsarain'ilay miteny (mody manome korazy) ho tsary mamaky baiboly noho izy ny "se" sasany ko:-D
29. ikaretsaka
(
28/01/2008 20:41)
ary naninona koa ity laza daddy.. nasian'ny herin'ny maizina t@ :)???8O:^)
33. prime
(
29/01/2008 11:57)
Ny mivavaka amin'Andriamanitra dia miresaka aminy ihany koa, mifandray aminy akaiky, mifampihaino, miserasera matetika, miray fo, mitovy fijery, mifankatia aminy... fa indraindray koa mifanazava aminy, miady aminy mihitsy aza indraindray (tsarovy ny tantaran'i Israely fa nifampitolona mihitsy tamin'Andriamanitra vao nahazo valim-bavaka)... (ohatra ihany io)
Ny fivavahana ho an'ny hafa dia vokatry ny fitiavana... tsy midika izany fa tsy mahalala ny tokony hataony Andriamanitra... fa Andriamanitra dia mila ny vavaka avy amin'ny olombelona ihany koa satria mariky ny fifankatiavana izany...
Satria raha izany fihevitra izany no zohina (hoe mangataka no dikan'ny vavaka, ka hoe sao heverina tsy mahalala ny hataony Andriamanitra) dia na ny mivavaka aminy aza tsy dia ilaina koa raha izany, satria toy ny tsy mahalala ny mahasoa ny tena izany no antony ivavahana aminy... diso tanteraka izany...
Andriamanitra dia tena mila ivavahana fa hanitra sy voninahitra ho Azy rahateo ihany koa izany, sady fanajàna no fanovozan-kery rahateo...

34. ikaretsaka
(
29/01/2008 19:30)
prime> mivavaka= souvenir, celebrer, croire, de milaza izay amin'ny "resaka"
35. LazaDaddy
(
30/01/2008 04:51)
ikaretsaka:inona izany herin'ny maizina ry ikaretsaka? :)
ary naninona koa ity laza daddy.. nasian'ny herin'ny maizina t@ :)???8O:^)
40. rijadolly
(
04/02/2008 16:09)
LazaDaddy>> Misaotra an'se aho fa ra i ika dia io ny fombany,tiany mihitsy ny miady hevitra amiko ,i fijo koa dia efa nahamarika an'io ataony amiko io.
Tsy tezitra aho ry ika an!sady izaho anie tsy mahazo tezitra é!=))=))=))=))
Tsy tezitra aho ry ika an!sady izaho anie tsy mahazo tezitra é!=))=))=))=))