Nankaiza Ra-Bourbonezy?
23. diamondra27
(
24/01/2008 10:39)
tsaramaso:
Avoahy Ra-Borbonezy e !!!!! hahahahaahah !!!!!!
-------------------
aza mody fanina moa ratsaramaso fa vao lasa aza i boubounezy de iny koa ianao no tsy hita teto
za aza nihevitra we lasa nanaraka an i bbnz ngamba tsaramaso na hoe; tena nadrahoan i bbnz nataony sosy tsara tany nampiarahany tam ny henakisoa i tsaramaso
25. Papoose
(
25/01/2008 05:50)
akoho sy tsaramaso ndray no hatao laoka @ week end marina fa tratra ny akoho ka tonga dia any ambilany nefa ny tsaramaso efa mangotsaka :lol:
manasa daholo eeee
manasa daholo eeee
26. diamondra27
(
25/01/2008 16:13)
papoose::-D:-D:-D
saotra akia a, de ataovy pare tsara zany ny couvert.
sa hanao kasoka :miam::miam:
papoose :-*
saotra akia a, de ataovy pare tsara zany ny couvert.
sa hanao kasoka :miam::miam:
papoose :-*
27. Papoose
(
26/01/2008 03:30)
manome fahaafahampo ho an'izay mifady kisoa ny tenako dia efa nosoloiko akoho oooohh!!!
fa ny tsaramaso no tena baziny ao!!:°):-D:-Dho avy v njy ry diams a!:-D
fa ny tsaramaso no tena baziny ao!!:°):-D:-Dho avy v njy ry diams a!:-D
28. boubounezy
(
30/01/2008 13:21)
aza mangarona biby andavaka fa bôla sempotra bé izy zao! ny tena namako aiko trara ary ny manounn na manoratra azy minana tsaramaso zé ty fa za alaoko minana kaly milay aty @ misy anah sy zay efa mampipirimpirihina anah aty. d aza resaiana tsony ny psko na bourbônezy na boubounezy OK! dé mazoto midinika tsara dôly éééé!!!bbnz:-*
31. Papoose
(
31/01/2008 04:00)
matoa aza resahina de malaza ko!!!! sa efa malaza de tsa te halaza tsotry she manakory:?: