mba omeo tanana

1. cetoi ( 18/01/2008 23:05)
atao ahoana mampiditra hira anatin'ireny mp4 kely reny,ts hita ny boky,ts hitan'ny pc koa le izy
novalian'i comptezo ny 31/01/2008 08:49
2. DotMG ( 19/01/2008 05:00)
jerena ny modely, dia karohina @ tranonkala sao misy pilote tokony installéna vao hitan'ny machine ilay izy. Raha WinXP anefa tokony hahita foana fa tsy mila mi-install pilote izany fa mahagaga. Sa Linux ny anareo sa Win98? Tokony andramana @ machine-n'olonkafa ihany koa.
Rehefa simba aza izy ireny dia hitan'ny PC ihany fa izany hoe rehefa sokafana ilay izy (ohatra G:) dia izay vao milaza ny machine hoe tsy mety. Raha izay no mitranga dia andramana formaténa na ariana ilay MP4
3. cetoi ( 19/01/2008 11:43)
le mp4 vaovao,de hariana sahady ve?
Vista le pc
4. xxx ( 19/01/2008 12:17)
1- jerena ny modely,
2- dia karohina @ tranonkala sao misy pilote tokony installéna

:!::!::!:
5. tsoupou ( 23/01/2008 12:32)
Amiko aloha an, marina reo voalaza teo ambony reo, saingy ny vista dé blem foana no hitako manomboka am zavatra kely indrindra ka hatramin'ny zavatra lehibe indrindra tsy maintsy misy blem foana am vista, mety mbola tsy stable tsara ngamaba lé izy.
6. aly ( 25/01/2008 18:29)
Raha tsy te hisahirana ianao dia andana makeny @ iry zalahy place 13 mai fa iray minitra dia vitany Fa raha mazoto dia ampiasao ny logiciel de conversion sur net dia vita io
7. comptezo ( 31/01/2008 08:49)
VOICI UNE AUTRE SOLUTION



Lors de l'acquisition d'un lecteur MP4 il te faut installer les pilotes (ou driver) de ce matériel.

Donc muni toi de ton CD d'installation (joint avec celui ci) ,insérer le dans ton lecteur CD/DVD et lance le.

Les pilotes vont s'installer tout seul.

Ensuite pour mettre de la musique vers ce lecteur, il te suffit de le brancher à un de ton port USB pour qu'il soit connecté et reconnu (la reconnaissance se fait automatiquement) .

Après cette manipulation, il suffit de choisir le ou les fichiers que tu veut transférer et de faire un clic droit sur ceux ci, puis cliquer sur "envoyer vers" et de choisir la lettre correspondante à votre lecteur (ex -> I: , J:).

Le transfert se fait normalement.

A la fin de ton transfert, fait un clic droit sur l'icone (en bas à droite de ton écran) représentant une petite cassette et une flèche verte intitulé en info bulle "Retirer le périphérique en toute sécurité".

Tsy aiko na afapo na tsia.Nataoko en Français mba hanamora ny fanazavana azy.:roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4525