lolo sy ny tariny
1. fanantenana2003
(
18/01/2008 12:27)
le 1 mars izao indray izany i lolo sy ny tariny no ho ao aminy cigale ka iza avy ianareo no mety mba ho any fa izaho izany dia efa namandrika ny place-ko aloha ! ahatsiarovana ny fahazazana eh
novalian'i Soniamada ny 28/01/2008 13:42
4. fahamarinana
(
18/01/2008 13:34)
kelly13:
lavitra ahy zany cigale zany :(
:arrow:lavitra ahy koa ry kelly13 nefa mba groupe tiako :cry:(l)
6. fanantenana2003
(
18/01/2008 13:46)
efa nividy ny toerana izany ianareo sa ahoana, mila mandeha alohaloha fa sao dia tsy misy intsony anie limiter-dry zalahy le izy! any aminy fnac sy carrefour no misy mivarotra azy
9. tess
(
23/01/2008 21:41)
mbo angalao billet aky fanantenana2003 de mba miaraka an! na de tsy tadidiy aza ny hitandry zalahy!:-P
10. sakaizakely
(
23/01/2008 22:45)
misaotra nilaza fa tena mbola tsy any, mbola sakafon'ny dinta kely manko
mampamangy an'dry zareo any 8):P de ny sary no aza adino e ;-)
mampamangy an'dry zareo any 8):P de ny sary no aza adino e ;-)
11. fanantenana2003
(
24/01/2008 14:42)
cause ve anky fa handeha idnry ry tess, hividy billet ho andry aho raha hijery indry, saingy manomboka tara le izy vers 19 h soir! confirmeo raha ok
12. tess
(
24/01/2008 14:50)
fa aiza aloha izany cigale izany e!????vonona aho raha paris ihany io...mbola am 1 mars zany tratra ny fanomanana azy! tsy olana na manomboka tara aza
13. fanantenana2003
(
24/01/2008 14:59)
yeh ao paris io k'ah nandefa mes aho ary aminy blog! de ok izany raha handeha idnry hividy billet aho dia misy namana lahy izay koa iharaka antsika raha tsy mampaninona andry
14. Soniamada
(
28/01/2008 13:42)
te andeha dia te andeha fa dia indrisy tena alavitra ahy loatra i la cigale :(.
