lava-b*$£%§

1. xxx ( 15/01/2008 15:08)
Niady ho sefo hono ny faritra tsirairay amin'ny vatan'ny olombelona ...
- dia hoy ny maso : za no sefo fa raha tsy za efa nivarina any an-kady daholo nareo
- dia hoy ny vava : za no sefo fa raha tsy za tsy mihinan-kanina daholo nareo
- dia hoy ny tanana : za no sefo fa raha tsy izany tsy misy asa vanona eo
- dia hoy ny orona : za no sefo fa raha tsy zany tsy miaina nareo fa efa maty daholo
... sns ...
- dia hoy ny lava-b*$£%§ : za no sefo ! sady nihidy izy
Rehefa nandeha ary ny fotoana dia tsy nisy nahatanty intsony. Farany dia nifanaraka ny rehetra fa ny lava-b*$£%§ no hatao sefo mba hampisokatra azy.

Efa be angamba no naheno an'ilay tantara, fa tadidiko le izy nieritreritra kely an'ilay any Naple ah. http://harilova.blaogy.com/post/182/3905
Sanatria ve dia ho lasa sefo amin'izany ny Mafia ? Dia manompa an-dry zalahy ve raha milaza azy hoe "lava-b*$£%§" ? :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.151