Mandeha ve ny TGV ao e
21. fijo
(
16/01/2008 21:06)
hery an,mety hoe efa tsinjo fa hisy izay,fa io anie hibaribary foan ahoe misy tetika haminganana e,ary eo ny pokona no tsy hanaiky ,ka avelao handeha aloha hojerena daholo,dia hotsarain'ny karatra eo
22. ikaretsaka
(
16/01/2008 21:09)
misy fiteny singaporeanina izay manao hoe "agak tarek"
izany hoe avelao aloha ho lany ny daomy vao miteny fa tsy vao ny dobla fotsy no mivoaka dia efa wawawa sahady!
any izay ry zalahy any singapore eeeee:wink:
izany hoe avelao aloha ho lany ny daomy vao miteny fa tsy vao ny dobla fotsy no mivoaka dia efa wawawa sahady!
any izay ry zalahy any singapore eeeee:wink:
23. LazaDaddy
(
17/01/2008 05:09)
Lapino> tsy vitany mantsy ilay "dingana lehibe" fa "Fingana Lehibe" no tena talentany.
[size=14]Sahia Manao Fingana Lehibe, Samia Mamingana TGV[/size]
[size=14]Sahia Manao Fingana Lehibe, Samia Mamingana TGV[/size]
24. Jeankely
(
17/01/2008 05:26)
Mampalahelo raha marina izany. Izaho aloha tsy mbola manaiky fa amizao fotoana mazavabe izao dia resaka finganabe izany no mbola hatao. FAMONOANA TENA izany. Ny fandraisan'ny vahoaka anjara amin'izay mahatafala azy @'ny fahantrana no zahavina ary NIFIDY NY TGV IZY koa inona no amotehana izany safidy izany? Ny resaka fingana izany tsy ampidirina antsaina fa miala ny manao izany rehefa samy mahalala ny vahoaka fa tsy manaraka ny safidy ny mpitondra. Aoka tsy atao vazivazy ity FINGANA FINGANA ity fa ny MIEZAKA IHANY ary MIALA IZAY TSY HANAO.
