famalemana fiara

21. rakapy ( 18/01/2008 20:53)
Ralaza> I Fijo indray efa kil hatry ny ela , efa fanatany tsara ny bizna. Za aza ndraindray mividy piesy tonta @ lery.
22. ikaretsaka ( 18/01/2008 20:56)
ka ralaza vavao @ zany nanata dia tsy mahay le bizn'ny mpanao tolozy tsa miroro
23. fijo ( 18/01/2008 23:36)
hi hi i sady ny ahy le prodi avy any an dafy mihintsy no hanadiovako azy an.avy dia pilapilatra tsara tena le dorizaka be vao jerena
24. Rasiligaoma ( 19/01/2008 17:21)
fijo> rehefa mividy fiara dia asa sodokan'ny hoe mitsitsy fotsiny sy hoe mora ny diesel fa jereo koa ny rendements-ny amin'ny lafiny hafa, indrindra eo amin'ny fanamboarana. Any koa manko tsy ampoizina fa mety tsy mahaleo ny sarany ny vidiny
taha natao TDI ve ohatra mety nandany vola nohon'ny tsotra sa? (mila eritreretina koa izany indraindray noho ilay fahazarana tonga dia mamaritra be hoe satria ny fiara V6 na supercharged dia hi bouffe izay)
25. rakapy ( 21/01/2008 00:41)
Ka inona ary no fiara proposer-ndRasilogoma?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2035