bandy kely mafatifaty

1. xxx ( 09/01/2008 16:54)
sendra tojo bandy kely izay tiako ah ka tafaraka taminy.mifankatia zahay roa anefa toa lasa saina ihany ah indray2; satria be loatra ny elanelan'ny taona misy anay roa .ka tsy haiko ny hanaovako azy.
ka mba mila toro-hevitra avy aminareo namana rehetra aho ny @ tokony hataoko.
misaotra anareo izay mandray anjara
2. xxx ( 09/01/2008 17:20)
ny fonao no henaoinao fa tsy ny hevitry ny olona....tsy hisy zvtr hanjary raha tsy maitsy mila mihaino ny hevitry ny hafa indrindra amin'ny lafin'iny fitiavana, tinao izy ! izy tia anao! inona no olana mifankatiava dieny mifankatia fa refa tonga ny rombo mety zavatra hafa indray.
3. sipagasy ( 09/01/2008 21:58)
ouups, efa ela aho tsy naheno izany teny hoe 'rombo' izany, tsetsatsetsa tsy aritra fotsiny io annn!!!

fiainanao akia io ry xxx n°1 annn ianao no mahay ny hitondranao ny fiainanao fa tsy ny hafa!
4. xxx ( 09/01/2008 22:11)
sipa gasy:wink::-D:-*
5. sipagasy ( 10/01/2008 16:09)
efa hoe sipagasy mitambatra ny fanoratra azy fa tsy sipa gasy ry xxx ann mmhhh hihihihmanjary tsy mitovy tsara ny dikany lol
6. xxx ( 10/01/2008 20:04)
:wink:misotra tompoko am fanitsina:wink::-D
7. sipagasy ( 10/01/2008 21:02)
xxx mmhhhh, tany aminareo anie aho akia t@ alatsinainy e!!!
8. xxx ( 10/01/2008 22:06)
fa aon aza izany tsy mampilaza izany anefa mandalo tanà-misy havana?????mbo milaza ihany am manaraka e! :wink:
9. tsoupou ( 12/01/2008 06:20)
sendra tojo bandy kely izay tiako ah ka tafaraka taminy.mifankatia zahay roa anefa toa lasa saina ihany ah indray2; satria be loatra ny elanelan'ny taona misy anay roa .ka tsy haiko ny hanaovako azy.
ka mba mila toro-hevitra avy aminareo namana rehetra aho ny @ tokony hataoko.
misaotra anareo izay mandray anjara
Zao nge no mety ho ao an-tsainao e (tsy oe tonga dé sûr a fa zavatra efa niainako io, za bandy an :D)
1- Tinao lé bandikely an, fa enao akory tsy hanambady azy mihitsy
2- Tsy tianao ko anefa izy raha hifikitra be loatra aminao. Sa ???
3- Raha hiaraka nareo an, dé sûr a fa homenao liberté be izy (afaka miaraka amin'ny sipa hafa, fa tsy sipagasy tsika an 8))
4- Hiaraka nareo fa tsy hihoatra ny tranonao io fitiavana io, tsy ho eny am araba (raha tsy am maizina anga)
5- Ahazo fahafinaretana, fahasalamana, fahasambarana, sns enao, izy ko, fa hisy farany io satria ho hitanao fa betsaka ny zavatra tsy afaka homeny anao (noho ny maha-tanora azy) par rapport amin'ny zavatra mety ho azonao am olona mitovy taona aminao (tsy resaka vola io an, zay bandy kely ko mba manana sôsy iany), dé ho tonga ny fotoana hisarahana dé izy no tena harary.

Dé zay ny an'i Tsoupou no afaka mba homeny fa dia anao no mieritreritra ny sisa.

Bisous :-* tsoupou
10. Psiii4 ( 15/01/2008 06:47)
Za lesy bandy be mahafatifaty ry sipa fa aza ny bandikely no tsy ahaizana miaina a! :^)
11. angele ( 16/01/2008 09:31)
Ka jereo fotsiny ny namana SHOAN é !
Tsy hitanareo ve fa manana namana tanora betsaka izy ?
nefa dia mifankatia tsara
Tanora saina lalandava dia mety daholo izay atao
Lohateny : Bilaogy malagasy tsara indrindra
manahôna dahôly isika djiaby ô !
efa hitantsika rehetra angamba fa tafiditra finaliste ny bilaogin'NY namana SHOAN
Mbola mila mifidy isika rehetra mba hampitombo lanja ny fitsaràna
amin'izay izy dia mahazo satria mendrika azy ny ahazo
ka dia manantena antsika rehetra hifidy ho azy
amin'ito rihy ito Jereo eto dia soratana eo fotsiny hoe Jereo eto www . netgasy.com/ Shoan
FIDIO SHOAN
12. xxx ( 05/05/2008 19:40)
Salut,

...fa maninona moa no rehefa ny lehilahy no miaraka amin'ny sipakely (tsy zaza tsy ampy taona kosa no resahako eto an) no tsy maninona fa rehefa ny sipabe no miaraka amin'ny bandikely dia blem. Tohizo ny fiarahana fa milay izany. Rehefa tia anao izy dia izany no zava-dehibe. Kanefa mitandrema fa betsaka ny mpanararaotra. Mitandrema koa amin'ny fonao satria rehefa tena tia be azy enao ka sarahany ao aoriana ao fa mahita sipa kely izy dia tsy ho tantinao zany...Raha ohatra moa ka te hanala azy fotsiny enao ka tantinao ny tohiny rehetra dia tsy maninona...
13. MimiSimply ( 02/06/2008 00:10)
Fa nareo tena mifankatia? Ra samy libre nareo ka tsy mataotra rien de rien d toizy le tantara,fa ra betsaka loatra ny fijalina de tapaho vo manomboka le fitiavana. Marina fa mora lazaina fa sarotra atao...kanefa tsisy choix! Courage!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4023