Hira
1. ramahay
(
02/01/2008 16:41)
Salama e!
Mba tiako ho hay ilay hiran'ny Tarika Ny Ainga hoe tiako Antananarivo iny ka izay mba mahay ny tonony de mba omeo aho e!
Misaotra ry namana a!
Rija.
2. tafita
(
03/01/2008 10:49)
ramahay dia tena tsy nahay t@'ito ndray ,itoaka ito satria io hira io de ao anaty tononkira ka jereo fa efa nisy nampiditra azy ao
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0461