Teny frantsay = tenin'ny mahantra

1. xxx ( 31/12/2007 13:58)
Sa tsy izany ?
novalian'i pitchou ny 07/01/2008 19:09
2. XxxX ( 31/12/2007 17:09)
:-D:-D:-D:-D nefa v lesy frantsa anisan'ny firenena mpanakarena?:-D:-D:-D:-D
3. sitlo ( 31/12/2007 17:13)
Tsara valy izany.
4. naughtyboy ( 03/01/2008 16:26)
:-D:-Dno sady language diplomatique voalohany erantany..
5. LazaDaddy ( 04/01/2008 03:42)
Ny tsy ifankazahoako resaka aminareo sy i xxx dia izao:

Farito aloha ilay hoe "mahantra". Mahantra ara-bola ve, sa ara-tsaina, fanahy, sns...

Rehefa voafaritra io dia izay vao afaka mamaly aho (raha te hamaly :) )
6. sakaizakely ( 04/01/2008 17:11)
malagasy = tenin'ny mpanankarena =D=D=D=D
7. xxx ( 04/01/2008 18:56)
LazaDaddy:

Ny tsy ifankazahoako resaka aminareo sy i xxx dia izao:

Farito aloha ilay hoe "mahantra". Mahantra ara-bola ve, sa ara-tsaina, fanahy, sns...

Rehefa voafaritra io dia izay vao afaka mamaly aho (raha te hamaly :) )

=D
Dia avelao xxx hijanona eo fa tsy hivelatra ara-tsaina.Vao maika aza miditra ny fampianarana ny teny angilisy izao

8. xxx ( 05/01/2008 01:20)
sakaizakely:

malagasy = tenin'ny mpanankarena =D=D=D=D


Mampalahelo ianao, mahantra ara-tsaina 8-) :^) :{

Ny teny malagasy, na dia tenin'ny mahantra koa aza, dia tenin-drazana. Izany hoe tsy sandaina harena !

Raha teny tsy -ndrazana ihany, tsy aleo ve tsy tenin'ny mahantra ?

Ary inona moa no mampahantra ny malagasy, tsy ny gadran'ny teny frantsay ve ?

Fahantrana ara-toekarena sy ara-pahaizana amam-pahalalana ary ara-toetsaina no resahana. Misaotra an'i LD amin'ilay fanontaniana.
9. xxx ( 05/01/2008 10:49)
resaka fanadaniana andro:arrow:
10. sakaizakely ( 06/01/2008 06:57)
hay ve zany le manitrika ny lohany ary anelakelampe manao xxx fa tsy sahy miseho irony no atao hoe mpanankarena e

aleo zany omena =D=D=D=D=D=D=D

lasa resaky ny mpanankarena sy mahantra izy ity fa apoahy izay masakareo mpanankarena zany kou




Fahantrana ara-toekarena sy ara-pahaizana amam-pahalalana ary ara-toetsaina no resahana.


Tena marina ^:^

Tandremo ary fa ho avy hangataka toekarena sy fahaizana sy blabla any aminao izy 8-)8-)8-)8-)8-)
11. endrika01 ( 06/01/2008 13:32)
Ny fiteny ry reto tsy maha-panankarena na mahantra izany a,ny toen-tsaina no mampahantra.=))=))=))=))=))

=))=))=))=))=))=))
12. pitchou ( 07/01/2008 19:09)
sao kosa ary d mahantra ara-pahaizana le teny frantsay? rah zay kosa klou d dray ... bdb ny mahantra ara-pahaizana le tany frantsay e! ny frantsay aza moa mampme le fahaizany azy ndraindray kou! pire no za sy ny teny gasiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0941