ticket réveillon dondolah sy tahiry

1. tsikih ( 30/12/2007 17:46)
o ry reto an, SAO DE mila ticket réveillon Dondolah sy Tahiry ianareo?tsy afaka tampoka aho de mivarotra ny tickets efa novidiako, ataoko 70 euros ny 2 tickets, efa miaraka amimn'ny menu, antsoy ny tél : 0664298804 ! misaotra betsaka e
novalian'i menalamba ny 30/12/2007 23:20
2. tynah ( 30/12/2007 18:40)
O ry reto ah! efa lasako io ticket io ohhhhhhhhhh!!!
Misaotra an'i tsikih:-*
3. menalamba ( 30/12/2007 23:20)
Tsy efa mahazo kisoa délé vé zany ???:roll::°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2354