démission
21. fahamarinana
(
04/01/2008 07:46)
ds:
Tsy izaho no manoro an'i ari.malala izany fika ratsy izany fa i ds an :-)
:arrow:iny ndray no tsy haiko ,:-D:-D:-D(l)
22. tashaa
(
07/01/2008 13:48)
faute grave:(ohatra)
-manao mamo ao ampiasana
-mangalatra ny fitaovana an'ny orinasa
-mandà tsy hanatanteraka ny baiko omeny Pata (be mokony) nefa tsy misy antony manokana mety mihatra aman'aina ilay fandavàna, na koa niteraka fatiatoka goavana ho an'ny orinasa ilay fandavàna
ohatra : tsy nety hanatanteraka baiko dia niteraka fatiatoka goavana ho any orinasa ilay nanaovana be mokony;:-D ; ilay mpampiasa aminizay fotoana izay izany no mitondra ny profony fatiatoka mahazo azy (oh: very volabe, dia mampiseho porofo misy marika mazava sy antontan'isa mazava)
-midaroka ny Pata ka mandratra azy :lol:(certificat medical no porofo )
-manary dossier important na mitondra azy mivoaka ny orinasa nefa efa misy "clause de confidentialité" ny contrat
ny faute mantsy tsy anjaranjy na ilay mpampiasa no manome ilay "qualification de gravité" fa io ilay atao hoe (mindrana teny frantsay aho) "appreciation du juge"
anjaran'ny ilay mangataka qualification izany no mitondra ny porofo hoe grave ilay faute .
ireo ohatra nomeko ireo izao dia ady efa voatsara ka nekeny tribonaly fa "faute grave "
raha mahita didimpitsarana hafa za dé ameko ohatra fanampiny njy fa reo efa didipitsarana elabe , mbola manakery azo ampiharina h@ izao

24. pitchou
(
07/01/2008 18:47)
Efa voalazan'i ds ny fombafomba fialana. Fa raha misy contrat de travail d jereo any anaty contrat any ny conditions raha hiala. Contrat tany @ fanjakana sy tany @ privé no nahitako an'io.
hoy i ds hoe:
Tsy mbola nahita an'io indray aho aloha. Fa araka ny voalazan'i tashaa dia mety azo atao ny milaza tsotsotra hoe "pour convenance personnelle" na sahalahala @ izany; bdb ny manao sahala @izay. Na koa hoe "any sady milay kokoa no be karama kokoa" ... Ny société privé matetika no manontany an'io mba ahafahany mijery izay hanatsarana ny orinasa ka hahatamana ny mpiasa.
Ny préavis: jereo klou ao anaty contrat sao misy e! (sahala @ ny anay manko azavainy tsara ao daholo)d raha tsy misy d voatery manaraka an'io barème io zany ko. Afaka atao tsara ny mametraka ny préavis dia maka ny congé rehetra dia tafiditra ao anaty préavis izany ny congé, satria mandritra ny préavis d miasa ihany ianao ary payé, toy izany koa ny congé. Raha maika moa ny pata vaovao d izy no mi-négocier any @ orinasa ialanao d ze ifanarahany any!
hihihi! ny ahy hono ilay pata ni négocier tany nahazo vava be! hihihi!
fa aza miditra @izany faute professionnelle sy faute lourde izany fa ireny manaraka anao ao afara foana!
ds>> mikasika ilay tabilao. Tsy haiko tsara raha ny orinasa rehetra tsy maintsy mampiasa an'io? fa angaha tsy possible hoe samy manana ny catégorisation professionnelle ny orinasa tsirairay? sa inona no base n'io? ny titre ve ohatra we directeur na planton?
hoy i ds hoe:
TSY MAINTSY soratana ao anaty taratasy fialana ny anton'ny hialana amin'ny asa (And. 21 - Lalàna laharana 2003-044 momba ny asa).
Tsy mbola nahita an'io indray aho aloha. Fa araka ny voalazan'i tashaa dia mety azo atao ny milaza tsotsotra hoe "pour convenance personnelle" na sahalahala @ izany; bdb ny manao sahala @izay. Na koa hoe "any sady milay kokoa no be karama kokoa" ... Ny société privé matetika no manontany an'io mba ahafahany mijery izay hanatsarana ny orinasa ka hahatamana ny mpiasa.
Ny préavis: jereo klou ao anaty contrat sao misy e! (sahala @ ny anay manko azavainy tsara ao daholo)d raha tsy misy d voatery manaraka an'io barème io zany ko. Afaka atao tsara ny mametraka ny préavis dia maka ny congé rehetra dia tafiditra ao anaty préavis izany ny congé, satria mandritra ny préavis d miasa ihany ianao ary payé, toy izany koa ny congé. Raha maika moa ny pata vaovao d izy no mi-négocier any @ orinasa ialanao d ze ifanarahany any!
hihihi! ny ahy hono ilay pata ni négocier tany nahazo vava be! hihihi!
fa aza miditra @izany faute professionnelle sy faute lourde izany fa ireny manaraka anao ao afara foana!
ds>> mikasika ilay tabilao. Tsy haiko tsara raha ny orinasa rehetra tsy maintsy mampiasa an'io? fa angaha tsy possible hoe samy manana ny catégorisation professionnelle ny orinasa tsirairay? sa inona no base n'io? ny titre ve ohatra we directeur na planton?
25. ari.malala
(
08/01/2008 08:03)
pitchou, merci bcp amin'ny fanazavana (tratry nytaona klou ndry d taiza fona fa ela b tsitako an:-))
za alou ts hanao anzany faute professionnelle izany e, raha hiala fa aleo manaraka lalàna iany! tsisy otran'ny miala milamina anie e, sady le izy koa aza ts mbola zao fa refa mahita hihih, fa zao ftsn d'efa maka information, fa de misaotra anareo rehetra

26. sakaizakely
(
08/01/2008 09:17)
tsy dia mahay lalàna aloha, nefa ataoko angamba fa n'aiza n'aiza, tsy misy olona ho voatery hilaza ny antony hialany @ asa. Et puis quoi encore :x
Mino aho fa tsy ho voatery njy hilaza hoe inn no antony
Momba ny préavis, tsy maintsy atao io. Raha ari-malala no mametraka fialana dia manome 1 na 2 volana arakaraky ny misoratra ao @ convention ihany. Io fotoana io dia andraisana karama. Raha tsy te hanefa ilay préavis dia oui mandoa ny sandany @ mpampiasa, saingy mino aho fa tsy hanaiky ny andoavana azy tsikelikely izy, fa tsy maintsy efaina eo no ho eo.
Torohevitra kely, n'inn n'inn fampanantenana asa any ambadika any, ndrao tsy ho tafitan'ny période d'essai akory ka lasa votsidroa. Efao tsara klou ny préavis ary am le iray izay vao mandeha. dia mangataha promesse d'embauche avec copie du contrat de travail am ilay fiasana vaovao vao mametraka démission

27. ari.malala
(
08/01/2008 10:19)
Sakaizakely, merci bcp amin'ilay conseil fa zany mints no tena ilaiko aky:-*
28. ds
(
08/01/2008 18:43)
sakaizakely:
tsy dia mahay lalàna aloha, nefa ataoko angamba fa n'aiza n'aiza, tsy misy olona ho voatery hilaza ny antony hialany @ asa. Et puis quoi encore :x
Dia rehefa tsy dia mahay lalàna dia aza miteniteny phone :-) hoe "Et puis quoi encore"
Jereo ery ambony ny andininy mikasika ny Lalàna momba ny asa ao Dago.
Rehefa mandroaka ny mpampiasa dia tsy maintsy milaza ny antony. Toa izay koa ny mpiasa rehefa miala. Ny lalàna kosa tsy manery hoe tsy maintsy izao no antony rehefa mametra-pialana.
Iverenako amin'ny manaraka ny momba ny sokajin'ny mpiasa fa tsy dia salama loatra klu izao...:-)
29. pitchou
(
08/01/2008 22:01)
ari>> merci d bonne année kou njy!!! za aky very tany anaty ala tany d tsy afaka niserasera a! hihihi
sakaizakely>> euh! tsy mbola naheno resaka promesse d'embauche izany izaho? ny ankamaroan'ny toeram-piasana manko d mandalo stage aloha ny mpiasa vaovao rehetra, d raha afa-po le pata vao mi-embaucher! nefa io stage io misy hatrany @ 6 mois d mety mi-redouble azany!
ds>> d merci mialoha izany @ promesse de fanazavana e! d mirary anao hahita fahasalamana malaky e!