Ny fanoherana ny tenin'Atra ? Inona no antony?
41. ikaretsaka
(
31/12/2007 21:40)
porofoy hoe aiza na inona ao @ raozery, na 1 aza (raha niaranao tsara) no mivoana @ ny ao anaty baiboly!
izay ilay hoe ianaro tsara aloha fa aza faly miteny fotsiny!
dia vakio ilay tohiny fa aza le tapany voalohany ihany
because I will pray for them and beg my Son to intervene for them"

42. xxx
(
02/01/2008 16:19)
niryna:
Efa hita ombieny ombieny ary efa samy mahatsampa isika fa misy ilay Atra,marina izay voalaza ao anatin'ny teniny.Indraindray anefa dia mandratra ilay izy ka toherina foana ilay fahamarinana,na ny teny izay voasoratra ao anatin'ny baiboly.
Inona tokoa no mahatonga ny olona hanohitra ny tenin'Atra ?
Amiko aloha dia toheriny ilay izy satria:
-te ahafantatra be dia be kokoa ilay olona ka arakaraky ny hitoherany azy no ahitany valiny avy amin'ny kristiana :roll:
-ilay fahamarinana voalaza ao anatin'ilay baiboly dia ataony amin'iny fotoana iny ka mamy ilay filan'ny nofo dia aleo aloha toherina .
-tsy tia mamaky baiboly izy ka tsy afaka ny hizara izany teny ao anatin'ilay baiboly izany dia toherina daholo izay voalaza ao.
-fahalemem-panahy no tena ilaina,mbola maratra ilay fo ka dia mamaly faty aloha no atao fa rehefa avy eo ve tsy ho sitrana ihany ilay fo.Dia ireny fanariana dia amin'ny toaka,rongony,fizarana ny vatana etsy sy eroa,fitadiavana ara-nofo no mibahana fa tsy fikolokolona ara-panahy.
Asa aloha fa izay no mba hitako,ahitsio aho raha misy diso:-*:-* fianarana moa no ataontsika rehetra eto.
Ary inona ny anareo ny antony mahatonga ny olona hanohitra ilay tenin'Atra foana?
oops,misy adinoko kely,ilay mpitory manao mpitari-bato vilam-bava :cry::cry: ahoana izany? Izay voa hafafy ihany no ho jinjaina.
Misaotra betsaka antsika hatrany mifampizara ny tenin'Atra.
FA FAHASOAVANA NO NAHA TOA IZAO ANTSIKA.FITIAVAN'ILAY ZANAKA NANAO SORONA NY AINY MBA AHATONGA ANTSIKA HO VOAVONJY AMIN'NY FARANY. INONA MOA NO SOA AZOKO RAHA MANANA IZAO REHETRA IZAO AHO KANEFA NY FANAHIKO TSY VOAVONJY?
(l) niryna
Zavatra nitrenga tamin'ny fiainana no mety mahatonga azy hino na tsia
Maninona no nalaina ny reniko kanefa aho nangataka taminy mba tazomy ny ainy ary dia tsy ninoany ny teniko.
"Ny adala no manao hoe tsy misy Andriamanitra"
Tsy miteny izy hoe tsy misy Izy fa ny ataony ihany no ataony.
" Ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Andriamanitra.
43. xxx
(
02/01/2008 16:20)
Andriamanitra dia Fanahy ka izay mivavaka aminy dia tsy maintsy mivavaka amin'ny FAnahy sy ny fahamarinana
44. ikaretsaka
(
02/01/2008 20:08)
"Ny adala no manao hoe tsy misy Andriamanitra"
Tsy miteny izy hoe tsy misy Izy fa ny ataony ihany no ataony.
" Ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Andriamanitra.
ny Illusions, sy ny zavatra nafahana tao an-tsainao, no mahatonga an'io
45. fijo
(
02/01/2008 21:52)
hoy i xxx:""Ny adala no manao hoe tsy misy Andriamanitra""
di ahoy aho ny adala no miteniteny foana toa io.

48. ikaretsaka
(
04/01/2008 02:53)
izay no tiako tenenina manko fa minan-datsaka aza misy vary e:oops:
49. niryna
(
04/01/2008 04:32)
xxx:
Andriamanitra dia Fanahy ka izay mivavaka aminy dia tsy maintsy mivavaka amin'ny FAnahy sy ny fahamarinana
mitovy izany koa ny hevitro sy voalazan'ny baiboly .
50. niryna
(
04/01/2008 04:38)
xxx:
[quote=niryna]
Efa hita ombieny ombieny ary efa samy mahatsampa isika fa misy ilay Atra,marina izay voalaza ao anatin'ny teniny.Indraindray anefa dia mandratra ilay izy ka toherina foana ilay fahamarinana,na ny teny izay voasoratra ao anatin'ny baiboly.
Inona tokoa no mahatonga ny olona hanohitra ny tenin'Atra ?
Amiko aloha dia toheriny ilay izy satria:
-te ahafantatra be dia be kokoa ilay olona ka arakaraky ny hitoherany azy no ahitany valiny avy amin'ny kristiana :roll:
-ilay fahamarinana voalaza ao anatin'ilay baiboly dia ataony amin'iny fotoana iny ka mamy ilay filan'ny nofo dia aleo aloha toherina .
-tsy tia mamaky baiboly izy ka tsy afaka ny hizara izany teny ao anatin'ilay baiboly izany dia toherina daholo izay voalaza ao.
-fahalemem-panahy no tena ilaina,mbola maratra ilay fo ka dia mamaly faty aloha no atao fa rehefa avy eo ve tsy ho sitrana ihany ilay fo.Dia ireny fanariana dia amin'ny toaka,rongony,fizarana ny vatana etsy sy eroa,fitadiavana ara-nofo no mibahana fa tsy fikolokolona ara-panahy.
Asa aloha fa izay no mba hitako,ahitsio aho raha misy diso:-*:-* fianarana moa no ataontsika rehetra eto.
Ary inona ny anareo ny antony mahatonga ny olona hanohitra ilay tenin'Atra foana?
oops,misy adinoko kely,ilay mpitory manao mpitari-bato vilam-bava :cry::cry: ahoana izany? Izay voa hafafy ihany no ho jinjaina.
Misaotra betsaka antsika hatrany mifampizara ny tenin'Atra.
FA FAHASOAVANA NO NAHA TOA IZAO ANTSIKA.FITIAVAN'ILAY ZANAKA NANAO SORONA NY AINY MBA AHATONGA ANTSIKA HO VOAVONJY AMIN'NY FARANY. INONA MOA NO SOA AZOKO RAHA MANANA IZAO REHETRA IZAO AHO KANEFA NY FANAHIKO TSY VOAVONJY?
(l) niryna
xxx:
Zavatra nitrenga tamin'ny fiainana no mety mahatonga azy hino na tsia
experience izany?
satria tsy ny sitrapontsika no atao fa ny Azy ary tany fandalovana ity fa raha mino Azy ny reninao dia hiara-dia Aminy any an-koatran'ny fahafatesana(io ilay fiainana aorian'ny fahafatesana)
Maninona no nalaina ny reniko kanefa aho nangataka taminy mba tazomy ny ainy ary dia tsy ninoany ny teniko.
=))
"Ny adala no manao hoe tsy misy Andriamanitra"
Tsy miteny izy hoe tsy misy Izy fa ny ataony ihany no ataony.
" Ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Andriamanitra.
marina tokoa izany ka izay no mahatonga ny hafa hanohitra Azy foana,mbola manaraka ny fiainan'izao tontolo izao ka dia aleo aloha toherina ny teniny.
51. niryna
(
04/01/2008 04:40)
ikaretsaka:
"Ny adala no manao hoe tsy misy Andriamanitra"
Tsy miteny izy hoe tsy misy Izy fa ny ataony ihany no ataony.
" Ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Andriamanitra.
ny Illusions, sy ny zavatra nafahana tao an-tsainao, no mahatonga an'io
mba mahagaga kosa izany valintenin'ika izany? Sa izany tokoa ilay teneninareo hoe tsy misy satana fa ny eritreritra no mahatonga an'io?
52. niryna
(
04/01/2008 04:41)
fijo:
hoy i xxx:""Ny adala no manao hoe tsy misy Andriamanitra""
di ahoy aho ny adala no miteniteny foana toa io.
teny tsy valiana io,sa valio ry xxx a
53. niryna
(
04/01/2008 04:44)
ikaretsaka:
io izany le resaka adala.. ny adala no mahalala ny adalany
Toa tsy mitombona kosa izany amiko,ny adala tsy mahalala fa hoe adala izy.
Ahoana ny ohabolana? Ny endry mody voky fa ny adala manesika ihany.
Ny adalan'ny olona hihomehezana fa ny adalan'ny tena hitafian-damba.
Toy izany koa no fahalalako azy,ireo olona milaza manao hoe tsy misy Atra (manan-tsainan'izao tontolo izao no filaza azy)milaza ny olon'Atra ho adala :roll: kanefa dia ireny adalan'izao tontolo izao ireny no ankasitrahan'Atra :roll::roll:
54. niryna
(
04/01/2008 04:47)
ikaretsaka:
izay no tiako tenenina manko fa minan-datsaka aza misy vary e:oops:
toa lasa mivaha izany teni-gasin'ika izany :D