ianao no tiako

1. dadabohn ( 25/12/2007 17:24)
Mba tena tiako io hiran'i Melky io
novalian'i cutie ny 26/12/2007 16:21
2. ratonga ( 25/12/2007 20:58)
http://www.dailymotion.com/playlist/x65py_ratida_melky/video/x3akea_melky-ianao-no-tiako_music dé mazahoa fafinaretana é!
3. marindra ( 26/12/2007 05:01)
tsy tara ndray ratonga t@ iny
4. ratonga ( 26/12/2007 08:05)
marindra :wink::-D:-D
5. ratonga ( 26/12/2007 10:29)
IANAO NO TIAKO

Izaho te hahita anao²
te ho any te ho any aho
raha azoko atao
dia ny hiaraka aminao
izaho te ho any aminao²
fa izao dieny izao aho
raha sitrakao
te ho anilanao

fa tsy ho zakako intsony
raha kobonina ao ampo
f'izaho tena tia
izaho nihafy foana aloha
tena tsy sahy aho nilaza
sao voafitaka ny fo
nefa mafy tena mafy
raha sanatria ho sangisangipitia
tsy ho tanty tsy ho tanty
sao sanatria ianao mody tia

Ilazao dieny izao²
'lay fitiavanao
sao sangisangi-pitia
izay rehetra amponao ao
izaho hilaza aminao²
fa ny tena sitrako
raha mbola azo atao
dia ianao no tena tiako

Melky
6. marindra ( 26/12/2007 13:54)
ratonga
efa nandrasako hamaly mitsy :-D
7. ratonga ( 26/12/2007 15:39)
=))=))=))
8. cutie ( 26/12/2007 16:21)
:-D:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0424