Faly miarahaba anareo tompon'andraikitra ao @ serasera forum, ny anarako dia Felana ary izaho dia mba mangataka indrindra raha mety mazava ho azy ny mahazo ny INSTRUMENTALE ny hiran'i Tarika Christophe Ratrema mitondra ny lohateny hoe : Miomana miomana, ary raha mba afaka manome ahy ny adiresy ny TCR moa ianareo vao maika tsara mba ahafahako mangataka aminy mivantana!
Dia misaotra anareo mialoha @ Fiaraha-miasa, ny Tompo anie homba anareo!
Veloma tompoko