Hafatra ho an'ny rehetra

21. cutie ( 21/12/2007 21:59)
hihihihihi
22. fijo ( 21/12/2007 22:07)
sao tsy tratra eo
23. cutie ( 21/12/2007 22:19)
refa manapaka ny mpamatsy internet de zay vo mijanona :-D
24. ikaretsaka ( 22/12/2007 16:21)
Niryna an> indraindray mba aza adino manontany tena koa: hoe mety tsy sitrak'Andriamanitra ny hametrahanao ilay hafatra dia lasa fotsy ho azy ny ecran na tsy tafita ny hafatrao!
izaho koa manko tratran'izany indraindray!

Tadidio fa tsy izay araka ny fiheveran'ny saina ihany ny sitrapon'A/tra fa misy koa ary betsaka ny tsy mifanaraka @ io fiheveran'ny saina io!
ny fihevitro tsy fihevitrareo" hoy Izy
Ianao mety te hitory mafy, fa Izy manao hoe "tsy mbola izao aloha"
who knows?
jereo koa iny lafiny 1 iny!
Fandinihin-tena aby izany
25. niryna ( 26/12/2007 05:55)
ikaretsaka:

misaotra tompoko.
http://serasera.org/forum/?rub=dinika/message&msgid=m476b61ccc82ec
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0068