Fahatelo

21. tslem ( 22/12/2007 13:12)
aza asiana resabola izany na resaka oe fami nômbrezy refa te hanao fahatelo fa dia tairo any refa mifankatia tsara nareo mitsam e, ny fitiavana no lehibe indrindra, ra oe hahazoana avantage eee! fanampiana eee sns d ra zah nareo d ajanona fa tsy mamely zany
22. xxx ( 22/12/2007 13:20)
fahamarinana: hay ve tsy par mois ilay fanampiana e! kanefa dia izay mihitsy no nolazain'ilay namana hoe mahazo fanampiana io isambolana izy! "pension elimentaires "izany e!:roll:
diso hevitra izy izany raha izay no eritreretiny....izaho tsy mahalala satrai mbola tsy niteraka
23. xxx ( 22/12/2007 13:22)
fahamarinana: ah ok! ka izy izao tsy miasa dia aleony miteraka fanitelony amizay mahazo fanampina....hono. Ary hoe maro ny manararaotra an'io avantazy io...tsy haiko aloha.....

tslem: marina izany....
24. fahamarinana ( 22/12/2007 14:36)
xxx:

fahamarinana: hay ve tsy par mois ilay fanampiana e! kanefa dia izay mihitsy no nolazain'ilay namana hoe mahazo fanampiana io isambolana izy! "pension elimentaires "izany e!:roll:
diso hevitra izy izany raha izay no eritreretiny....izaho tsy mahalala satrai mbola tsy niteraka

:arrow:Hay zay vao azoko ilay tiany lazaina zany,raha mandray pension alimentaire izy zany dia satria nisara-bady dia sady mandray en plus koa izy zany allocation parent isolé sady tsy miasa raha teo koa moa,mitombona ny cas-ny kah izay no ahazoany izany par mois.Fa na izany aza dia mitovy hevitra amin'i tslem koa za hoe aleo tsy manao raha calcul be ohatr'izany fa lasa tena misy interets be kouh(l)

25. fahamarinana ( 22/12/2007 14:43)
meva2:
Ny fotoana mandeha, ny tena mihenahena, hitanareo hoe misy fitiavantena ve ilay izaho sadaikatra?

:arrow:Za aloha dia tsy mahita hoe tia tena indry satria décision be koa anie izany e satria tsy hoe teraka dia tonga dia lehibe,mandalo passages be dia be,olana kely ara-bola,olana kely ara-éducation,olana kely fa lasa kely ny fotoana,sns...fa araka ny tenin'ny rehetra teo hoe ianareo mivady no manapakevitra e,vakivakio ny hevitra voalazanay rehetra dia lanjalanjao :zahay miteny fontsiny fa indry no tena ho eo e,marina hany zany!!!(l)
26. xxx ( 22/12/2007 14:56)
fahamarinana! izy aza manambady koa! sao diso tetika amizany aza izy lol
27. fahamarinana ( 22/12/2007 16:15)
xxx:

fahamarinana! izy aza manambady koa! sao diso tetika amizany aza izy lol

:arrow:ka olona mandray pension alimentaire zany anie ka olona mananjanaka amin'olona dia efa nisaraka avy eo e,dia na manambady hafa aza dia mandray ihany tant que hoe -21 ans ilay zanany sy ilay vadiny 1er zany e,vadiny ou olona niterahany moa zany e,(angamba izy zay sao miteniteny foana) ,misy tsy azoko fa dia fiainany moa iny dia aleo ho azy e fa tsy anjarantsika no hilaza fa diso tetika na ahoana(l)
28. Samoana ( 23/12/2007 09:11)
sipagasy:

éééééééééé, dia maztoa daholo ianareo sy izay mbola ho eo fa ny ahy 1 ihany dia ampy ahy kouh hihihi, ny ahy kosa mifanohitra @ maro fa ny asako aloha no voalohany izay vao fiainam-pianakaviana hhihih ...

(Tss! voatery manao sarim-bavy fa voakitikitika te hamaly foana:wink:)
Rehefa hainao tsara ny mandamina sy tsy manafangaro ny asa sy ny fiainam-pianakaviana dia mandeha ho azy na 1 na 3 na...14:-P ny isan-jaza. Misy fepetra tsy azo adinoina anefa: am-pitiavana hatrany no hanatanterahina, na ny asa izany na indrindra indrindra ny fanamboarana sy fitaizana ny kilonga:-*

29. fahamarinana ( 23/12/2007 12:37)
Samoana:

:arrow:=D=D^:^ zay mihintsy ilay izy (l)
30. sipagasy ( 24/12/2007 11:27)
mmhh, ekeko fa marina, fa izao ary e! ny fitiavako aleoko zaraiko @ antsinjarany avy, ka tsy hisy fitiavana ho an'ny zaza manaraka aho fa efa natototro ao @ io zaza voalohany sady farany io ny fara fitiavako rehetra annnnn!!!

Tratry ny fety daholo aloha e!!!!!:-*(l):-*
31. meva2 ( 28/12/2007 09:35)

Ny fitiavana anie ry sipagasy tokony tsy hisy fetra e!!!
Efa 1 izay no safidinao dia tsara izany fa kosa tsy mino aho hoe tsy afaka hanome fitiavana ankoatr'izay ianao.

Raha ny vadiko aloha no henoina dia angamba efa dimy izay ny zanakay!!!!

Misaotra anareo fa misy hotsakotsakoina tokoa.Misaotra be dia be.
32. fahamarinana ( 28/12/2007 10:10)
:arrow:mitovy hevitra amin'ny meva2 zà ,mananjanaka 2 aho fa tena samy tiako daholo ary hitako koa fa samihafa ry zareo,samy manana ny toetrany sy ny personnalités-ny avy :tsy misy hoe ranona no tiako kokoa.Ary tena marina fa misy be dia be ilay fitiavana.
Amin'ny lafiny iray koa marina ny any sipagasy satria ny azy zany efa choix de vie,ny asany aloha no katsahiny mafy ary efa fantany fa zaza iray no tiany,tsy maninona koa zay.Aleo aza izay toa ny hoe hiteraka maro nefa tsy ho araka avy eo.(l)
33. tywa68 ( 31/12/2007 07:56)
meva2 : efa feno zazakely koa angambany ao @ fianakavian'i sipagasy dia efa ohatrany an'azy ihany moa ilay asa koa indray² sarotra ialàna.

Fahamarinana : kely sisa dia hiarahaba an'i meva2 isika fa andraso teneniko i ari.malala :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1663