???
1. salmo1
(
18/12/2007 10:16)
Ahoana ihany lay TIM nilaza fa fangalaram-bato ny fifidianana tao Ambatolampy e:?:
Tsy tokony halefa any am-ponja ve ireny TIM ireny raha tsy marina izany:?:
Sa matahoatra ny TIM ihany koa ny fitsarana:?:
2. Jeankely
(
18/12/2007 14:17)
Alefaso any izy rehefa azo alefa any e.=))=))=))
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.3521