tandrignesa zaho Feonala
1. ari.malala
(
17/12/2007 11:47)
Sao dia mba misy manana ny tonony azafady fa sendra henoko d mba nahatsiaro ny fahiny e! Toy izao ny fiantombohany
Lany fanahy zaho nahia lasa eritreritra e
Ny mahita anao tsy mahatsiaro
Ny adidy maro miambigy anao
Karama zara misy tavela mody an-tanĂ na
Donko anao mamelon-tsakaiza
Ka manadino ny vady ato an-trano
O!o!o! tandrignesa zaho
Rendrarendra tsy ialana an-trano
(Dia tsy tadidiko tsony ny tohiny)
Misaotra mialoha e!
2. tslem
(
17/12/2007 12:12)
http://serasera.org/forum/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46f107490df13
3. ari.malala
(
17/12/2007 13:36)
tslem, merci ky a!:-*:-*:-*:-*
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.057