flan

1. kallie ( 16/12/2007 12:25)
misy fomba na fika manokana ve reto mba aha réussit flan fa na recette in na in tsy mety ôtran'nle eny am pivarotra reny ny anà fa mivadika ôrera? :cry::cry:
novalian'i sipagasy ny 16/12/2007 18:00
2. xxx ( 16/12/2007 13:45)
fa aon sy aon aloha no hanaovan'i kallie azy sao tsy ampy ingrediens
3. fahamarinana ( 16/12/2007 13:50)
:arrow:ny ahy ry kallie tonga dia ilay préparation efa varotana iny no vidiko dia afangaroko am ronono fontsiny,eo am mode d'emploi ny quantité et tout dia andrahoina selon l'indication dia mampiasa pate brisé efa vita koa dia ampidirina ao anaty four.Za manko nanandrana koa fa tsy nety e,na lasa mandranoka na lasa fisaka be,sns...dia nahita solution facile e,za moa tsy dia havanana rahateo amin'ny sakafom-bazaha itony(l)
4. kallie ( 16/12/2007 14:27)
xxx> efa manaraka recette v d ho tsy ampy ingredient e
fahamarinana> ka mbô t anao atram vôloany gne e, ny pâte brisé no lé efa vita fa misy ko recette tsy mampiasa pâte brisé fa d eee, ts mety mintsy
5. sipagasy ( 16/12/2007 16:34)
efa teo e!!!!

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m46f111912a38d
6. sipagasy ( 16/12/2007 16:36)
jereo fa hoy i rafotsy ao hoe

3. Mpandefa : Rafotsy [ Valio ] 21-09-2007 15:02:15
Lohateny : Re : FLAN SY CREPE
Hoy i la:


Salut !
Inty omeko anao ny fanaoko :
pate à crepes : 250g de farine , 2 oeufs , 1/2 de lait ( izay tinao na écrémé na demi na entier ), 3 cuillers à soupe d'huile , levure chimique kely ,1/2 verre de bière ( facultatif io fa legères be ny crepes )
Afangaro ny farine ,atody ary levure , arotsaka tsikelikely ny ronono , farana arotsaka ny huile , afangara hatrany ihnany , alefa ny labière dia avela hi reposer 1 heure eo ! Raha fluide loatra dia ampio farina ary raha matevina loatra indray dia ampio ronono !
Tsy dia asina matiere grasse betsaka intsony ny poele fa rarao goutte d'huile kely dia safoy @ essui tout !
Tsy nasina siramamy mihintsy ilay pate
@ izay ianao afaka manao crepes saléés !
Flan ; 5 oeufs , 100g de sucre , 75cl de lait ,50g de farine .
Afangaro tsara anaty bol ny sucre , farine sy ny
atody , arotsaka ny ronono !
Efa ni préchauffé nao thermostat 6 ( 180° ) eo ny la fôre , maka moule ianao , beurrer -na ilay moule dia arotsaka ao ilay preparation io ! Atsofoy lafôre ary masaka au bout de 30minutes ! Io ny base , ka azonao asina rhum kely , na rapé de coco , na amande na fruit izay tinao !
Mazotoa e !

7. kallie ( 16/12/2007 17:38)
ka ny ronono mafana sa mangatsika sa t° tsotra, any am recette sasany manko samihaf, bdb nge ny recette eto am internet fa ny tiko anontanina amzay efa mpanao ka ni réussir e
8. sipagasy ( 16/12/2007 18:00)
ny ahy aloha ronona mangatsika e!, izany hoe tsy avy anaty frigo koa aloha fa ilay avy ao @ reserve iny e! no ampiasaiko;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.368