miala any ny remaniement
1. bazylou
(
15/12/2007 19:34)
ny gvt, fa tsy zakan'ny vavonin'i le8 ny naharesy an'ilay Faly.:lol::lol::lol:
novalian'i Jeankely ny 28/12/2007 06:54
3. tontavao
(
17/12/2007 05:50)
SADY ILAINA IO NO TENA MAIKA BE.
NY TSARA DIA TSY MISY MIVERINA INTSONY IREO TALOHA IREO na iray aza.
NY TSARA DIA TSY MISY MIVERINA INTSONY IREO TALOHA IREO na iray aza.
4. Jeankely
(
18/12/2007 14:24)
I Tezitra sy Bazylou hono ho antsoina ho Ministra satria mahay be=))=))=))
5. xxx
(
19/12/2007 19:18)
za manokana aloha de tsy hitako izay hoe mahatsara ani TGV e, za kou anefa tsy tia TIM, i TGV amiko tsy ahazaka ny tanana(Tana) izany fa ilay olona ao ambadikany no tsy fantatra, tsy hoe mahay mikarakra hetsika goavana(spectacle) de ahay hitondra tanana, hafahafa be e
6. pitchou
(
19/12/2007 19:59)
mahay mitantana orinasa izy ko nou tsy hahay hitondra tanana? angaha ohatra d ratsy nankaiza ny nataon'i ra8 nefa mpitantanana orinasa(!!!) ko izy no lasa ben'ny tanana?
7. xxx
(
20/12/2007 15:40)
samy hafa be izany e, fa mba misy olona firy moa no miasa ao aminy orin'asany TGV?? ekena a PDG izy, ka na za koa ary anie no mahazo volabe amin PMU de amorona oron'asa kely za avy eo dia PDG koa e, na de tsy manana licence akory ary za!! :-D
8. Jeankely
(
21/12/2007 10:24)
Tonga indray ve ny resaka nianatra sy be diploma e? Fa firy moa no be diploma hatr'izay ary nitondra nankaiza an'i Madagasikara e? Izay lany dia izay no safidim-bahoaka na tsy mahay manoratra aza.=))=))=))
9. pitchou
(
21/12/2007 18:28)
hita wa ry jeankely! nalahelo njay ngamba i xxx io no sady menatra d tsy miseho fa tsy lany ben'ny tanana!
10. bazylou
(
21/12/2007 20:59)
hafa ihany ny nianatra sy ny tsy nianatra fa nitery ronon sy mizity etsy sy eroa.
Hafa hatrany ny firenena entin'ny be diploma!!!
sy ny hoentin'i Jeankely and co....:-D:-D
Hafa hatrany ny firenena entin'ny be diploma!!!
sy ny hoentin'i Jeankely and co....:-D:-D
11. fijo
(
21/12/2007 21:00)
samy tafita amin'ny fiainana letsy ireo an,dikan'izany samy mahay mitondra izay ataony
12. akama2006
(
21/12/2007 21:39)
za kosa aloha tsy miombinkevitra aminy ilay hoe tsy nianatra sy nianatra e!(bazylou)!
tsy reference amiko ny hoe isany diplaoma sy ny lanjany,satria tsy vitany boritra ny fahaizana mampiasa azy io!ilaina kosa ny maha izy ilay olona ,ny fahashiany,etc....!tsy ny rehetra anie no afaka mitondra zavtra fa raha izay lozika izay dia izay manana injenierie sy doctorat rehetra izany dia efa tokony lasa henjana be!tsy hoe hanakiana dia hanakiana fahatany raha miteny izany fa efa betsaka ny olona na fikambanana na ny orinasa etc... tantanina olona tsy nadia sy nadia fianarana fa ny antony maha tafita azy ireo ary hitoviana dia ilay olona mitarika no tia tanindrazana ,mahay manetry tena,tsy mirehareha,ary tena mahitsy tsy manao zanaky ikala hafa ny tsy mitovy hevitra aminy,fa tsy dia noho ny diplaomany loatra na ny tsy nankanesany tany ampianarana!
be ny ohatra fa diniho tsara anie!ny fanontaniana tsara apetraka angamba dia ny hoe tsara tsara kokoa ho any firenena ve ho entina olona hendry fa bonaika sa tsy hendry fa fetsy ratsy?:-D:-D:-D

13. Jeankely
(
28/12/2007 06:54)
I Jeankely tsy mbola nitondra ary tsy mitetika ny hitondra satria mahafantatra fa tsy mahazaka izany. Mba nitondra an'i Madagasikara nankaiza moa ny fahaizan'ny Dadatoan'i Bazylou sy ny Dadaben'i Tezitra? Mahay ve dia sahala ireny ny kilasy nisy ny firenena? Na mahay sahala inona ianao ary na manana sahalan'ny inona dia ny firenenao no jerena fa tsy ny fahaizanao raha mpitondra firenena no resahina.