Nakaiza ny hafatro?

1. niryna ( 15/12/2007 18:12)
Nalefako eto ity fa tsy miady ny ataon'ireo mpitantana eto.Mampalahelo fa dia mivavaha ho azy .MIARAHABA ANTSIKA REHETRA TRATRY NY ANDRO FIRAVORAVONA DIA NY NAHATERAHAN'ILAY KRISTY MPAMONJY NY REHETRA.
MISAOTRA AN'NY TOMPO FA MBOLA NOMENY HERY HIANTSO ,HIDERA ARY HANKALAZA NY ANARANY HATRANY.
HO AZY IRERY IHANY ANIE NY VONINAHITRA,NY FIADANANA KOSA DIA HO ANTSIKA TSIRAIRAY AVY.

Raiso izay fantatrareo fa marina ary izay tsy marina dia ario.Tsy ny anarako na ny hafa hinoana fa I KRISTY IRERY ,IZY NO NANIRAKA NY TSIRAIRAY AVY hitory ny tenin'Atra.TSY IZAHO NA RABE NA RAKOTO NA RALAY NO ARAHO FA I KRISTY IRERY IHANY.

Saika andefa sujet aho omaly dia izao no nitranga:
1- efa im-betsaka no nofafan'ireo tompon'andraikitra ato amin'ny serasera foany ny valin-teniko ary tsy afaka mamaly ny olona aho.Tsy misy izay tsy mahalala izany ny rehetra but I hery and I for you that God uses us to preach his word in this web.
Enga anie ka tsy ho fitaovana am-piasain'ny satana intsony ity fivavahana ity fa mba ho voninahitra,famonjena ny mpiara-belona sy ny rehetra.Ampy izay ary tsy misy na iray aza hanala ny fitiavan'Atra ao amin'ny tsirairay na tsy avelan'ireo tompon'andraikitra azy ny fitoriana ny teniny ato.
2- nandefa hafatra tany aminy aho alina ary indroa fa tsy mahazo mandray anjara amin'ny fandefasana sujet aho fa nomeny 743842 mn vao afaka manoratra na mamaly amin'ny fivavahana.
3- nofafany indray ny sujet nalefako omaly mikasika ny Ezekiela mampianatra antsika fa anjaran'ny kristiana no manampy ireo tsy mahalala na manao adisoana eo amin'ny fiainana satria raha manafina isika dia any amin-tsika no hianjeran'ny hatezeran'Atra ka ho adinina amin'ny ran'ireo olona ireo isika izay mahalala kanefa tsy miteny.

IZAY FA MAHEREZA DAHOLO,ENGA ANIE KA ITY SEHATRY NY FIVAVAHANA ITY HO HANJAKAN'NY FAHAMARINANA ,FITIAVANA,FAHALALAHANA AMIN'NY FINOANA AN'ILAY KRISTY MPANDRESY.
AMENA
2. xxx ( 15/12/2007 18:55)
nyrina: sao dia aviavy be loatra ianao fa nisy fanamboarana ny namana serasera dia nikorotana dahono ny tato! sao dia tafiditra ao anatin'izany ny olana nisy taminao..
jereo ange ao amin'ny momban'ny serasera fa miteny izay nanjohy azy daholo ny ankizy ao e!:wink:
tsy ianao irery no nahazo olana kely fa ny ankizy rehetra... mahareta kely fa hiverina amin'ny loniny ihany io dia avereno ampidirina ny dinakao
izaho koa nahazo an'io hoe tsy afaka mametraka hevitra ianao na dinika fa ....sns......mantsy.
3. jemimah ( 15/12/2007 22:54)
aiza ao @ baiboly aloa ny toko sy andininy milaza fa teraka t@ 25 DECEMDRE i jesosy?
4. niryna ( 19/12/2007 06:49)
xxx:

nyrina: sao dia aviavy be loatra ianao fa nisy fanamboarana ny namana serasera dia nikorotana dahono ny tato! sao dia tafiditra ao anatin'izany ny olana nisy taminao..
jereo ange ao amin'ny momban'ny serasera fa miteny izay nanjohy azy daholo ny ankizy ao e!:wink:
tsy ianao irery no nahazo olana kely fa ny ankizy rehetra... mahareta kely fa hiverina amin'ny loniny ihany io dia avereno ampidirina ny dinakao
izaho koa nahazo an'io hoe tsy afaka mametraka hevitra ianao na dinika fa ....sns......mantsy.



=))=))=))
5. xxx ( 19/12/2007 07:00)
:roll::roll:
6. sitlo ( 19/12/2007 18:06)
Inona no antony anaovana an'ito ho ato amin'ny kolotsaina?
Sa atahorana ny tsy ho hitan'ny tsy mis'int amin'ny fivavahana sy finoana?

:@
7. ikaretsaka ( 19/12/2007 23:46)
io tsy maharitra io anie ry niryna...

sitlo>nifamadika hatramin'ny firindran'ny tableau an'i niryna angamba
8. ari.malala ( 20/12/2007 07:07)
hatraty ka hatrary!!! mba mahaiza miala tsiny amzay f'efa nazava izay ny tsy nahitana ny hafatrao e! ary aza mivatravatra tsony amsisa!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.093