Ity misy anakiray.
Akaikinao foana
edje:
NaƓna moa ianao ry mamy no migogogogo sady mitomany:?:
Adala anga i zato enao no manao toi izao:?:
Reraka aho ny manontany anao etsy hofafako ny ranomasonao.
Raha misy manahirana anao ity aho ka lazao.
sipan'elah:
Reraka loatra ny saiko, mieritreritra anao ry aiko
Fa nilaozanao aho, nilaozanao aho.
ka mitomany
Navelanao ho ahy, ny fahoriako
edje:
Hay ve zany fotsiny ihany ka dia natao hampitomany
Aza malahelo foana fa izaho mbola tia
Izaho tsy hifindra sanatria fa ho anao aho ho doria
Amnao lalandava ny eritreritro ka matokia
sipan'elah:
Tretrika loatra ny saiko, manana anao ry aiko.
Avia manantona ianao, manantona
hisafosafoiko.
Manantona ka etsy
horohako.
Fin
;-)