TGV fa tsy TIM
1. salmo1
(
13/12/2007 19:52)
Manomboka zao, raha misy vahiny manontany izaho oe:
- ''Iza no anarany filohany Mscar?''
dia ho valiako oe:
Rajoelina Andry tompoko, io no filohanay (fa mamenatra be ny hilaza ny filohany TIM, en + manalabaraka).
:arrow:
novalian'i Jeankely ny 14/12/2007 08:07
2. ikaretsaka
(
13/12/2007 21:09)
miala any indray ny resaky ny 17.9:D
tsy voafaritra manko hoe filohan'ny inonareo!!
manoatra noho ilay hoe "iza ny rano ao atsinanan'ny taninareo... Ikopa Tompoko":-D
tsy voafaritra manko hoe filohan'ny inonareo!!
manoatra noho ilay hoe "iza ny rano ao atsinanan'ny taninareo... Ikopa Tompoko":-D
3. salmo1
(
13/12/2007 21:15)
ika: fa maninona aza ra tonga de tenenina maintsy oe: 18, kle!!! :?:
Fa io nomerao io foana no tsy afaka ao antsain'ny elahy isan'andro izao. Marary eo ny lohan'elah amin'ny farany ^:^
(18 moa no fiantsoana ny tananany adala sy kinôndrana any Mscar? )
Hatsofoy any ra8 fa tsy za tompoko.
:b

5. naughtyboy
(
13/12/2007 22:35)
:-D:-Dtandremo fa lasa malaza tampoka any ela ry salmo ra tafaraka @lery,mila mailomailo ela fa ratsy zany:-D:-D
6. ikaretsaka
(
14/12/2007 03:16)
ela hoa ry salmo rehefa mandrafitra zavatra , mba fenoy ny visin'ialahy ialahy fa eo de kahidy amin'ny tapaka vis eo... ianaro tsara aloha ny manavaka an'i Taninarivo @ Mscar, ny manavaka ny tanimbarinareo le eo atsinanan'Ikopa sy ny Taninareo le ngozabe misy hoe oseana indianina eo atsinanany!
maninona izao io visy raha atao 19 rehefa mailomailo ihany:-D
amin'izay ialahy mba atao hoe misy kely fa tsy ampy kely intsony!:-D
maninona izao io visy raha atao 19 rehefa mailomailo ihany:-D
amin'izay ialahy mba atao hoe misy kely fa tsy ampy kely intsony!:-D
7. mamsoo
(
14/12/2007 05:33)
Fa nareo v classe ambany tao ambony rihana no niala fianarana e(fa mahay mi-surf fotsiny)mahaiza manavaka an`Anosy sy Ocean Indien.Raha mbola election presidentiel,za mino sy mahatoky fa mbola resin`i elia Ravelomanantsoa betsaka i Andry @izany.Tana no zakany fa tsy Mada.Aza adino fa nifidy Andry ihany koa aho T@ 12dec. an
Tsy mbola zakany io ka ny anaramboninahitra tsy mbola omena azy aloha.Aleo hilamina dia jerena ny fomba fiasany.Fa mivavaha dieny izao mba tsy ho gejaindRa8 ny volan`i Tana.Mivavaha isika.Amen:D
Tsy mbola zakany io ka ny anaramboninahitra tsy mbola omena azy aloha.Aleo hilamina dia jerena ny fomba fiasany.Fa mivavaha dieny izao mba tsy ho gejaindRa8 ny volan`i Tana.Mivavaha isika.Amen:D
8. namana2008
(
14/12/2007 06:34)
ra za kalo le école na intsitut mapanao cours reny d dieny zao za defa mtady kandra hafa fa ra TGV nge hono ka hapanao cours gratosy e. hihihih.
hanome asa hono mbo tanjony nefa to manala ny ba anjara asan'ny sasany sahady no ao atsainy kle.
samby aita eo mo kou...
ary le oe filohan'i mada? to mapime iany zany. eo ange anotaniana etsy anjozorobe fotsiny oe fatatrao v zany TGV e? eo aza angaba d mety sairana zareo amaly oe IN ZANY??? ko oe filoha a filoha? meme pas en reve zany. dans 12ans zany vo azo everina fa ny prézidà kalo d ra8 iany no fatatray sy fata-bahoaka.

9. Jeankely
(
14/12/2007 07:23)
Ny kandran'ny Mpampianatra misy foana fa aza mampiresaka kosa e. Tsy hisy ahasahana izao mpanala fanadinana rehetra izao. Sady tsy handray karama no hanome fampianarana maimaimpoana no hanamboatra Tanana. Fantatry ny Vahoaka fa sarotra izany fa ny TEHAMAINA no tiany homena ny TIM.
10. agoago
(
14/12/2007 07:47)
Miarahaba ny ben'ny tanàna vaovao Iarivo, satria tsy maintsy arahabaina sy raisi-tanàna kosa ny mpandresy.Mirary azy hahaleo halasana amin'ny fampandrosoan ity renivohitrintsika ity.Hahavita tsaratsara kokoa noho ny nataonireo teo aloha."Make a difference"!.
11. Jeankely
(
14/12/2007 08:07)
Tsy fankahalana an'i Andry no hilazako io agoago fa filazana ny zava-misy. Tena harabaina tokoa izy ary mendrika azy ny toerany.