FIFIDIANANA
1. naritsimba
(
13/12/2007 05:02)
Dia niaraha-nahita sy nandre ny vokatra tsy ofisialy fa nobatain'ny Andry TGV ny fandresena t@ fifidianana ben'ny tanana 62% eo izao no vato azony ary 32% ny an'ny TIM.
nangina ny mponin'Antananarivo saingy nasehony niharihary kosa ny tsy fitiavany ny TIM intsony, tsy midika faharesena akory ny fahanginana, koa asa raha mbola sahy hamadika an'io inrya ny HCC sy ny Ministeran'ny Ati-tany ka mody asiana delestazy ao @ coupole. Atao ahoana moa, efa ela ihany ny tenako no nilaza fa tsy rariny intsony ary tsy voahaja ilay fahamarinana sy fahamasinana nilokalokana teny @ kianjan'ny 13 mai t@ 2002. Lasa fitaovana entina hamoretana ny vahoaka ny fivavahana ataon'ny mpitondra ka anafenana ny tsy mety atao.
Aoka anefa ho fantatsika fa Andriamanitra marina tsy mba mamela ny olony hijaly.
Misaotra ny vahoaka eto Antananarivo nahay nampiseho ny fahendreny.
Aza mamaly ny ratsy ny ratsy r'izareo, fa sambatra izay enjehina noho ny fahamarinana.

répondu par hari253 le 13/12/2007 08:44
2. ravatorano
(
13/12/2007 05:10)
izao kosa aloha tsy eny amin'ny coupole no fandraisana ny vokatry ny fifidiana maire fa eny mahamasina fanitsiana kely iny
iza kosa less ranaritsimba no mbola ho sahy haadika an'ireo voaktra ireo an
za less tamin'ny telo maraiana mbola niodina teny mahamasina teny fa tsy nahandry ilay vokatra nivoaka tamin'ny tv nefa tsy tafiditra tao zaahay fa tsary manana karatra mpanara maso sns e
efa naverimberiko matetika teto fa ny mponina Antananarivo ange ka tia olona tsy eo amin'ny fitondrana e , jereo wa ireny hoe nahalany anIngahy ray amandreny lehibe Itpklahy Monja Jaona teto ireny, sns hafa koa !
mlam b alou ny tanana amizao e

3. peugeot
(
13/12/2007 06:10)
marina doly reo voalaza ireo fa ny zvt mety hitranga ao arina kely ange ka ilay tanana mahafinaritra aminizao ka mety tsy hietsika eo intsony fa de ny eo ihany ny eo izny hoe ny vita ihany ny vita fa ny tsy vita tsy vita tsony ,ra oh ka ihonona @ hetra eto tananarivo ny benitanana vao2 e zvt tantara efa nande io e ,de hino ary ve isika fa ireo benintanana sy mpanolotsaina ireo de tsy andray karama mitsy ao ?eo ampovoany analakely de hisy trano ? Antsnjombe de vita hisy trano de spectacle sy conference sarotra inona ihany .
4. malalatinasoa
(
13/12/2007 06:35)
peugeot:

Mba manana finoana fa aza dia pessimiste be ohatran'io. Ny tanana rehetra mivoatra koa maninona Tana renivohitra irery no tsy ho tsara?
5. peugeot
(
13/12/2007 08:00)
porofa iray fotsiny ary no omeko anao ,TOAMASINA ary ve hitanao nandroso ?tadidio fa tsy TIM no nitondra tao ka noho izany refa tsy TIM zany no mitondra ny tanana de eo no raisina
6. volana1
(
13/12/2007 08:16)
peugeot a : mba mahalala mangina rehefa resy, io tsy mahay resy io no mahavoa antsika, ny antony tsy mampandroso dia finganin'ny tim anie e ! fa ny dikan'io valim-pifidianana io amiko dia hoe mba zarazarao ny asa fa aza tazonina ho an'ny tim ihany, samy mba te-hampandroso firenena daholo. Sy hoe mitandrema fa rehefa tsy faly ny vahoaka dia avadiny ianao. Bira koa aza toa handresy ny vato fotsy anie e !
7. hari253
(
13/12/2007 08:44)
tena marina zaany ry volana1 a. ny mahavoa antiska mantsy d jamban, TIM loatra ka oe ra vo tsy TIM no eo d tsy ahavita azy zany. ny tena mampalahelo d oe ra vo tsy TIM no eo , tsy mitovy @ ze eo @ fitondrana d ho finganina izy tsy ahavita n'ina2 ka ho afa-baraka eo. ka mba mailo ry vahoaka fa aza manaiky ataon mpanao politika kilalao a.... zay faly fa lasan bandy kely mahavita azy ny ben tanana e!!!!