tsy mahay misafidy tsssssssssss

1. salmo1 ( 12/12/2007 22:56)
raha sendra nanontany sipa xxx anakiray aho de hoy izy taminiko oe: ''Andry mbola bôgosy noho ingahy filoha''.
¿Ary za?, de mbola i Andry ihany no noteneniny:-w :snif: ^:^

:*
novalian'i hari253 ny 13/12/2007 08:50
2. Veloo ( 13/12/2007 01:04)
salmo a ka ita fa ilay bandy tena bogosy knou... asa ny fahaizany sy ny common sense raha misy?????
ela mbola lavitrin'ny afo ny kitay kle hahahahahahha:-D:-D:-D
3. xxx ( 13/12/2007 04:03)
mazava izany fatsy misy dikany ialahy.
4. namana2008 ( 13/12/2007 05:47)
eh oh. ze lany eo d lany e. avelao izy iasa d tsaraina am asa vitany izy.
5. hari253 ( 13/12/2007 08:50)
sipaKELY 1 na 2 v ko v no miteny aminao oe ny bogosite n'ny no hifidianany an Andry d mieritreritra enao fa ny oul rehetra mifidy azy d zany daolo ny antony????? za zao d nifidy an Andry tsara mitsy fa saingy ny fomnba fisainanay sy ny tetikasany ze mitombona tokoa fa tsy demagogie fotsiny no antony nifidianako azy. enga anie ka mba hanana fijery vao2 oatrazy daolo ny vahoaka ka mba ho tafita daolo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0467