Angaredona ho an'i TGV

1. patrick2002 ( 10/12/2007 04:00)
Dia tsapa ary izao fa nofoanany commune ny bus nankany Alarobia sy Analamahintsy ny Asabotsy teo, t@ faradoboka nataony Andry TGV ,tsy nanakana an'ireo mpomba an'ity kandida vao tanora heritrerony ity anefa izany ,nandeha dia tongotra hameno an'i Antsonjobe , feno ihany Antsonjobe .
Eo koa ny angaredona hatao an'ity Tanora tsy manaiky lembenana ity ka nandray ny satro-boninahitry ny fahamasinana rehefa notsahina sy novetavetainy TIM ,izany satro-boninahitra izany .Miara-manao angaredona an'ity Tanora vao herotrerony ity na senateur na ministre ,na gazety mpiseho isan'Andro midi, sy tribune
Hitantsika mibaribary amin'izany fa tsy homeny Ravalomanana an'i Andry TGV mihintsy i Antananarivo na dia hangalarany aza ,
Ka hoy ao aminao hoe aiza re izy ity eh! fa inona re ny lokaloka teny @ kianja ny 13 mai 6 taona lasa izay .:roll::roll:
Na inona na inona vokatry ny fifidianana ny 12 desambra ho avy izao dia efa be ny tanana ara-drariny i Andry TGV .
Tena manao ny masoandro tsy hiletika ilay Ravalomanana :cry::cry::cry:
novalian'i akama2006 ny 13/12/2007 12:25
2. namana2008 ( 10/12/2007 05:26)
moramora iany enao e. aleo ny voka-pifidianana no hanambara ze tin'ny vahoaka fa tsy oe tonga d i TGV no lany e. anga tsy itanao ko ny olona teny mahamasina?? ary tsy midika nge fa ze mahafeno kianja no lany eo e. jerevo tsara fa tam propagandin'i Marc iany ko ange ka d betsaka reo olona nanaraka e. ka aza maika lotra nareo TGV so d en panne sur route eny ka sahirana....
3. niainalynx ( 10/12/2007 08:10)
namana2008 : efa elaela mitsy zay no nahatsapana fa manao abus ny TIM sy ny mpitondra, ohatra : nasaina nifidy filohampokotany ny vahoaka (zay lazaina fa fototry ny fampandrosoana) dia nifidy ny fokonolona ary nadefa ny vokatra .... Inona no niseho, zay tian'nny TIM ihany no nasesiny ho sefompokotany fa zay lanimbahoaka tsy nekeny.
Faharoa : tena matahotra fadiranovana ny TGV ny TIM satria dia tsy menatra intsony ny minisitra isantsokajiny mampiasa ny fiaram-panjakana amin'ny propagandy .
Tena hita hoe tsy manana azondamosina 'lay Hery Rafalimanana fa mila coatch foana n'aiza n'aiza n'inoninona hatao . Tonga dia saribakolin'ny Fitondrana fotsiny.
Mety tsy haninona raha SANATRIA ka tsy lany Andry fa ny tantara be dia HO FATY NY TIM rehefa tsy lany soamatsara eo 'lay Rafaly ary io no tena hatahoran'ny TIM mafy mitsiny ka hanaovana izao lalao maloto rehetra rehetra izao amin'ity fifidiana ity.
Hitanay mitsy tam sabotsy fa nisy camion naka olona tany avaradrano ho any Mahamasina . Ah AH Ah
4. hery ( 10/12/2007 09:26)
Mba vakio ihany ny soratra nataon'ny olona NANATRIKA teny :-)

http://jentilisa.blaogy.com/post/122/3783

Ny fahazoako azy dia tsy nisy kil nandeha teny ny taxi-be dia betsaka ny niova lalana :-)
5. Jeankely ( 10/12/2007 10:36)
Raha olona maivana tsy ilaina atao angaredona fa zakan'ny rivotra. Raha mihevitra mafy nefa matahotra mahagaga ihany koa. Ny valiny no hitsara azy. Maro izay efa nahazo lesona izay
6. ravatorano ( 10/12/2007 10:52)
hitako sy novakiako tsara ilay resaka tao anatin'ny blaogin'i jentilisa , za nefa tsy teny fa ny hariva no nahitako ilay fandaharana momba ny fampielezan-kevitra izay nataon dry tanora malagasy vonona teny antsonjombe izany hoe tsy en direct fa efa re transmission ilay izy ary tao amin'nhny viva no nahitako azy.
tsy haiko hoe nahazo olona v izy sa namboarin dry zareo ny sary nalefany tao ka naha hipoka an'Antsonjombe ?
ny fiara indray tsy haiko na nisy na tsia fa ny nahagaga koa dia ity naninn raha efa ela dia nolazaina fa tsy azo ampiasaina ny kianja tao alarobia fa niandry efa antomotra vao nasaina nifindra ry zareo tokony hanao ao hany ka najary nisy nandeha tongotra namonjy an'Antsonjombe tokoa fa tsy haiko ny isa mazava !
zavatra kely toa an'izay ange dia mety hampiova ny safidin'ny olona e !
fa na iza lany eo na iza dia tokony hahay hitondra ny tanana'Antananarivo ary tsy ho tokony hasiana sakatsakana fa samy malagasy iray eto ihany samy zanak'antananarivo ihany samy mipetraka sy miara monina eto amin' ity antananarivo ity ihany !
fa mahasahy kosa aloha lery misedra sy mifaninana amin'ny kadida tohanan'ny fanjakana izany e !!!!

7. pitchou ( 10/12/2007 11:07)
otran'ny misy zavatra bizara be izy izany!!! satria eran'ny lalana taty nimenomenona ny olona we "ze versement ndray andro no tsy itondrana anay satria zahay manao tiserta TGV!" za io le niakatra nanao lèssvitirinn teny analakely fa efa akaiky ny krismasy, sady mbô tsy nifanesika teny Analakely sy teny behoririka t@ sabotsy!!! d ny sasany mamaly ny we mbola aiza ny hahazo an'lah nefa e! d nisy ko ny naka sary teny fa tsy mitovy ny an'i jentilisa d fanina kely zany zahay e!
Ny resa-be mande aty ko manko d we ao raha matoa mikoropaka be ny TIM ka h@ debabe mirotsaka an-tsehatra! raha inona anefa??? tsy nahita an'i debabe nanao propagandy nefa zahay fa ny fiarany fotsiny no nande nanao propagandy
fa le iray teny andohalo ilay iray teo ambohijatovo klo d senn beuh
sohiany fa tsy ao iarivo malaza no hifidy fa somary @ sisiny
8. hery ( 10/12/2007 12:03)
Izay ange no mahagaga e.

1. Nolazaina fa tsy nisy vam kanefa ny vam aza nihainohaino fotsiny teo ambavahady tsisy kil (angamba notenenina hoe aza mandray taxi-be dia amin'izay azontsika haratsiana ireo)

2. Nolazaina fa hoe tsy nomena an'Alarobia, kanefa ry zareo no nanova ny toerana tampoka hoe aleo atao eny Antsonjombe.

3. etsetra :-)
9. pitchou ( 10/12/2007 12:20)
:) ilay vam klo tsy mazava loatra amiko fa za vao tonga
fa le kianjan'alarobia ... aleo hadiadiana ihany fa efa nisy resaka nandeha talohan'io! sady ampovoan-tanana loatra koa ange alarobia ka @ fomba ahoana moa no hazahoan'ny tgv azy e! ny tgv périphérie ihany! ramarc aza tsy mahazo malacam nefa samy akamm ndrizalahy tao ihany we
10. patrick2002 ( 10/12/2007 14:04)
pitchou:

:) ilay vam klo tsy mazava loatra amiko fa za vao tonga
fa le kianjan'alarobia ... aleo hadiadiana ihany fa efa nisy resaka nandeha talohan'io! sady ampovoan-tanana loatra koa ange alarobia ka @ fomba ahoana moa no hazahoan'ny tgv azy e! ny tgv périphérie ihany! ramarc aza tsy mahazo malacam nefa samy akamm ndrizalahy tao ihany we


Ka iza no ampovoany Alarobia sa Mahamasina :):):)

11. patrick2002 ( 10/12/2007 14:24)
hery:

Izay ange no mahagaga e.

1. Nolazaina fa tsy nisy vam kanefa ny vam aza nihainohaino fotsiny teo ambavahady tsisy kil (angamba notenenina hoe aza mandray taxi-be dia amin'izay azontsika haratsiana ireo)

2. Nolazaina fa hoe tsy nomena an'Alarobia, kanefa ry zareo no nanova ny toerana tampoka hoe aleo atao eny Antsonjombe.

3. etsetra :-)



1. Araky ny vaovao dia notenenina ny taxi-be mankeny alarobia sy analamahintsy raha te hanao propagande hitaona olona eny @ kianja mahamasina ,miaraka @ affiche Rafalimanana fa hofana une journée ny fiara ,dia nanaiky ny tompony taxy-be satria be be kokoa ny vola azony par-rapport ny versement indray andro ,nisy izany taxi-be nitaona olona maimaim-poana izany tany mandoseza ,ambohipo ,ambohimanarina anjanahary .

2. Ny nanovana ny toerana teny antsonjobe dia mazava fa tsy volonté ny TGV mihintsy ,fa nangataka ny responsable ny kianjan'alarobia fa tsy maintsy rakofana ny piste ny kianja mba tsy hanimba ny piste tartare . Tokony anao droit de reponse ny responsable ny kianja eny Alarobia raha tsy marina io.
12. wooda ( 10/12/2007 14:28)
:D Tena alavitra izany Antananarivo izany!

Sady ao ihany izao no mba hitako nafampana ny fampielezan-kevitra, tsy ohatran'ny aty, olona 2 nefa tsy dia hita akory izay ventin'ny tetik'asa entin-dry zareo, ohatran'ny manao sarin-tsariny fotsiny.

Mahaiza mifidy fotsiny.

Ohatrinona zao ny frais bus any Tana any? :°)
13. patrick2002 ( 10/12/2007 14:35)
debabe mirotsaka an-tsehatra! raha inona anefa??? tsy nahita an'i debabe nanao propagandy nefa zahay fa ny fiarany fotsiny no nande nanao propagandy


Tsy hitanao angaha io fivoriana eny Iavoloha isa-kariva io ,ary inona no hamoriana ny mpiasany communen'Antananarivo. Inona no hidirany debabe @ famoriana ny mpiasany commune n'Antananarivo.
14. ikaretsaka ( 10/12/2007 22:58)
ny ahy aloha tsy raharahako ze maire ao fa rehefa tsisy amboteiazy, tsisy delestazy, tsy tondraka ny tanana rehefa fotoanan'ny orana, madio ohatran'ny lelafina , tsy misy manala ny panneaux, misolo ny hazo efa antitra ka soloina hazo herotrerony (indrindra ny any analakely)
tay misy le tomobila miakatra trottoir intsony rehefa manao parkin, ary lasa vahoaka tan-dalana ny mponin'A/rivo (izay lalana henjana... la trop henjana misy ankamono sy lapidation aza ny fampiharana azy, ary ampiharina maharitra fa tsy iny taitaitra iny ihany ! raha izay no hanovana ny toe-tsaina baranahiny) dia izay no tsara..
saingy tsary mety fa ay mo da vakinankaratra ka e:roll: :wink:
fo mba tsetsatsetsa fotriny iny
15. pitchou ( 11/12/2007 06:20)
patrick2002:

debabe mirotsaka an-tsehatra! raha inona anefa??? tsy nahita an'i debabe nanao propagandy nefa zahay fa ny fiarany fotsiny no nande nanao propagandy


Tsy hitanao angaha io fivoriana eny Iavoloha isa-kariva io ,ary inona no hamoriana ny mpiasany communen'Antananarivo. Inona no hidirany debabe @ famoriana ny mpiasany commune n'Antananarivo.


andray kosa ity patrick2002! zavatra novoriany hizarana kilalao krismasy rizareo knou! mety mbô nahatsiaro le toerany fony izy maire izy! :D sady tsy sûr we hizara kilalao le maire vaovao ho eo

16. damann ( 12/12/2007 21:20)
patrick2002:

Dia tsapa ary izao fa nofoanany commune ny bus nankany Alarobia sy Analamahintsy ny Asabotsy teo, t@ faradoboka nataony Andry TGV ,tsy nanakana an'ireo mpomba an'ity kandida vao tanora heritrerony ity anefa izany ,nandeha dia tongotra hameno an'i Antsonjobe , feno ihany Antsonjobe .
Eo koa ny angaredona hatao an'ity Tanora tsy manaiky lembenana ity ka nandray ny satro-boninahitry ny fahamasinana rehefa notsahina sy novetavetainy TIM ,izany satro-boninahitra izany .Miara-manao angaredona an'ity Tanora vao herotrerony ity na senateur na ministre ,na gazety mpiseho isan'Andro midi, sy tribune
Hitantsika mibaribary amin'izany fa tsy homeny Ravalomanana an'i Andry TGV mihintsy i Antananarivo na dia hangalarany aza ,
Ka hoy ao aminao hoe aiza re izy ity eh! fa inona re ny lokaloka teny @ kianja ny 13 mai 6 taona lasa izay .:roll::roll:
Na inona na inona vokatry ny fifidianana ny 12 desambra ho avy izao dia efa be ny tanana ara-drariny i Andry TGV .
Tena manao ny masoandro tsy hiletika ilay Ravalomanana :cry::cry::cry:




ndana mandeha any baina a

koa raha tsy gateau zany resaka maire zany koa hoe aiza ny anjaranay

ndana mandeha any

tsy olona taitaitra ohatranao daolo akory koa izay mena marevaka ity de milay daholo

mbola averiko any, ndana mandeha any
17. patrick2002 ( 12/12/2007 22:06)
Ka andeha ho aiza izaho :roll:
Tena noporofoiny Antananarivo aloha izaho fa tsy azo vidina @ jet d'eau tsy lasa vola akory ny vahoaka .
Tena mahay manavaka ny mamiratra sy ny volamena marina ianao ry Iarivo Tiako. :-D:-D:-D
18. pitchou ( 13/12/2007 12:19)
dain! mitady fauteuil indray i patrick!!!!:D
19. akama2006 ( 13/12/2007 12:25)
ny laingom-bato mihintsy ry tonaka no lasa e!kevy be izao i fetsy fa tsy fatsora taminy verserany omaly,efa mba nidara ihany ve nefa mbola resy ihany!aleho mivavak tsotra hoa fa tsy mana fangaro fomba gasy ronono sy tantely ary vavaka!bedy ny JESUS !:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1744