KADHAFI no AO AMBADIKIN'NY ANDRY TGV

1. salopard ( 12/12/2007 11:38)
-honohono, sy henoheno, ary tsy hanihany ny ahy
ka anjaranao ny hinohino, na hihanahana sy hihenanena

raha i faly indray dia: tsy falifaly aminy aho, fa lefilefy @ le filofilo sy le filafila-ny tsinona

tsy ampy d^zy aloha zoky a! sao misy any zoky jean-kely sy zoky bazilou ary zoky menalamba!

zoky fijo sy zoky hery, ary zoky fiffi sy zoky sipagasy, fantatro fa mambra koa
sniff, sniff,...
tchouff, tchouff...
novalian'i dibbah ny 13/12/2007 03:06
2. xxx ( 12/12/2007 12:43)
tena tsisy dikany mihitsy ny zavatra soratanity salopard ity, mampalahelo
3. namana2008 ( 12/12/2007 12:49)
kefa mteny a oe comme son pseudo iany kou. lol
ary aza maka lagy amzany mo ry XXXX a; samby mbo mikozy ze 9 itany any retra any nge e.
hihihihih.
six rasalopard a.
4. peugeot ( 12/12/2007 14:47)
za kou tena mba gaga ihany @ity lohateny ty kou tsy misy dikany mitsy tena tsssssssssss salopard marina ,enao ary voamiditra mahita TGV sy KADAFY nefa ny zvt soratany ry president sy ny namany tena tsssss za tena lagy mitsy eeeeeee hihihhi:evil::twisted:^^
5. hery ( 12/12/2007 14:51)
Aza malahelo amin'izany ianareo :-)

Tsy mialonjafy ny serasera. Azo raisina eto daholo na ny hendry na ny adala... rehefa manaja fitsipika.

6. salmo1 ( 12/12/2007 18:30)
hery:
Tsy mialonjafy ny serasera. Azo raisina eto daholo na ny hendry na ny adala... rehefa manaja fitsipika.

hery:
- Mety hisy tompon'andraikitra adala ve, na mpandrindra, na admin...:?:

- Manaraka ny fitsipika daholo ve izy ireny, sa mba miadaladala ihany koa:?:

- Ahoana kay ny miray hevitra amin'ny admin sahiram-piainana, na sahiran-tsaina:?: (tsy azo hatao namana fa mandreraka be, rehefa tsy miady amin'ny lohany ny hevitray dia miezaka izy hanao tsy rariny).

- Mitovy zo ve izahay sefo:?:

Farany:
Aoka mba tsy hanahirana anareo ny fanontaniako na dia tsy rariny aza.

;-)
7. dibbah ( 13/12/2007 03:06)
Ny ambadiky salopard ary BEN LADEN
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1017