Vehivavy mitady vady amizay

21. shyan1 ( 02/01/2008 14:36)
nanourand:

ary ra bandy manan paps nefa aty dago, tsy dé misy sôsy dé ahoana?

ny tsininy kely dia mbola miandry volana vitsivitsy vao 30 taona?

nefa kosa maharaka tsara ireo notenen'i ndaty reo :°)




Lalagasy, io nanourand fa efa vonona akia, miandry volana vitsivitsy fotsiny hono indry izany dia feno 30 taona izy, tonga dia raiketo fa matotra beuu mitsy sady manan-talenta! lol!
22. stefcom ( 24/02/2008 14:26)
Salut ky dry a,tsara be le tanjona fa izao no tiko holazaina andry, mba omeo aloha ny déscriptions ny momba adry fa za ko de mitady vady ihany fa so de mifanambin,a ihany sika ,ny tonako:bientôt 34ans ,taille:1.70m,zarazara,tso-bolo,un peu baraque cad:83kg ;tsy ty sipa ngitavolo,maintybe,tsy nianatra,petsam-bava,be namana,ty fiainana any ivelan'ny trano exp:boîte de nuit,soirée lava f saingy ty musique sady tsara feo,bon de valio./.
23. tsiafoi1 ( 25/02/2008 12:39)
lalagasy: angataho @'Andriamanitra fa omeny anao izay irin'ny fonao ka mahasoa anao. De aza adino ny mikolokolo ny ara-panahy, ara-batana sns... fa mifameno hatrany ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.115