Mbola tsy vita foana ve ny faradoboka?
1. salmo1
(
11/12/2007 12:15)
Efa tsy azo manao fampielazankevitra intsony.
Dia mbola misy mandresy lahatra ihany ato :o8):°):-D^:^
;-)
Dia mbola misy mandresy lahatra ihany ato :o8):°):-D^:^
;-)
novalian'i peugeot ny 12/12/2007 14:51
3. tontavao
(
11/12/2007 14:22)
OLONA EFA MANANA NY SAFIDINY DAHOLO MATOA MIFANORATSORATRA ATO FA MBA TE-HAMOAKA NY AO AMPO MATOA MIDITRA AMIN'ITONY FORUM ITONY KA TSY FARADOBOKA INTSONY ANIE IO FA MBA RESADRESAKY NY MPIANAKAVY TSY DIA MITOVY HEVITRA MAZANA NO MISY ATO;
4. salopard
(
11/12/2007 17:22)
-fara-daboka, de adaboka izay mpitondra tsy niasa!
-fa mety adoboka any ampoja koa ny adversera resy!
tohizo ny asa-ratsy ra-Faly a!
tsy ampy d^zy aloha zoky a
sniff, sniff, tchouf tchouf...
5. peugeot
(
12/12/2007 14:51)
fa salopard ty saody ol tsy norme e ny hevitra havoakany eto tena hafahafa doly marina e ihhihihihih
