fanafody mampientana

1. Kwasi ( 10/12/2007 23:35)
Betsaka ihany ny hoe asa fikarohana ataon-draolombelona ary saika ataony daholo izao karazana zavatra rehetra izao, saingy ity iray ity no mbola tsy henoko mihitsy nhoe nisy: pillule declencheuse d'orgasme. Izany hoe raha mba vao mihinana ilay fanafody ohatra dia mientana ao anatin'ny fotoana vitsy. Tsy mila manao firaisana akory na hoe mikitikika n'inn n'inn fa juste ilay fanafody fotsiny e. Sa efa nisy tany ho any fa za no tsy kopy?
novalian'i hantakely ny 11/12/2007 12:16
2. Bafota ( 11/12/2007 10:41)
Mbo Goavana njay zany k'leann a
Aleo hiany le dorizinina fa fanafody zany ve tsy hisy effets secondaires e!
Raha te hihinana fanafody tena tsara indrindra dia ny OUDFATE no milay,A+
3. hantakely ( 11/12/2007 12:16)
Mpandefa : Bafota [ Valio ] 11-12-2007 11:41:46
Raha te hihinana fanafody tena tsara indrindra dia ny OUDFATE no milay,A+Red color

Marina izany ry Bafota:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1566